Fanatanjahan-tena
-
ORANGE KILONGA MKANETY BE U17: Nobatain’ny ekipan’ i Betafo ny amboaran’ny andiany faha-5
Notanterahina nanoloana ny Gare tao Antsirabe ny 30–31 Oktobra sy 1 Novambra 2025 teo ny andiany faha-5 teo amin’ny « Orange…
Vakiana manontolo » -
VOLLEYBALL D2 SY U20: Nandrombaka ny amboara ny GNVB vehivavy, COSFA, BI’AS sy ny ASI
Notanterahana tamin’ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja mitafo Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara divizionina faharoa ( D-2)…
Vakiana manontolo » -
ORANGE KILONGA MKANETY BE U17: Fanatanjahantena ho an’ny tanora manerana an’i Madagasikara
Ao anatin’ny ezaka ataony hanohanana ny fanatanjahantena sy ny tanora, dia manohy ny fanentanana “Max ta passion” ny Orange Madagascar…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Isan’ireo hiatrika ny lalao sakana aty Afrika ny Barea an’i Madagasikara
Lavon’ny Barea an’i Madagasikara 2 no ho 1 ny Les Cœlacanthes an’i Comores nandritra ny andro faha-9 eo amin’ny fifanintsanan’ny…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Nivoaka ny lisitr’ireo mpilalaon’ny Barea hiatrika ny andro faha-9 sy faha-10
Nivoaka ny lisitry ny Barea an’i Madagasikara hiatrika ny andro faha-9 sy faha-10 eo amin’ny fifanintsanan’ny amboara erantany 2026. Nanamarika…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2024 : Vonona handresy ny « Les Etalons » ny Barea anio
Hifandona amin’ny « Les Etalons » an’i Burkina Faso ny Barea an’i Madagasikara anio amin’ny 8 ora alina eo amin’ny fifanintsanana isambondron’…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA FANAPOIZINANA TENY AMBOHIMALAZA : Natsangana ny Vaomiera hanampy ireo niharam-boina
Nandray ny fianakavian’ireo izay niharam-boina noho ilay fanampoizinana nandritra ny lanonam-pankalazana tsingerintaona teny Ambohimalaza, ny 15 jona lasa teo, ny…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2024 : Mila mandresy an’i Rép. Centrafrique sy Burkina Faso ny Barea
Fahefatra vonjimaika ao amin’ny vondrona B misy azy ny Barea an’i Madagasikara. Tanzanie manana isa 9 no mitarika ao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
MADAGASIKARA TANY AMIN’NY “CJSOI”: Nandrombaka medaly miisa 49, volamena ny 15
Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy lasa teo ny andiany faha-13 amin’ireo lalaon’ny Vaomeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena aty amin’ny…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Mitana ny laharana faharoa vonjimaika ny Barea, resin’i Ghana 3 no ho 0
Lavon’ny Black Star an’i Ghana 3 no ho 0 ny Barea an’i Madagasikara teo amin’ny andro faha-6 amin’ny fifanintsanan’ny amboara…
Vakiana manontolo »