Fanatanjahan-tena
-
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERANTANY 2026: Hiady ny lohany ao amin’ny vondrona I ny Barea sy ny Black Stars anio alina
Hotanterahina anio alina amin’ny 10 ora ny andro fahaenina eo amin’ny fifanintsanan’ny amboara erantany 2026, izay hifandonan’ny Barea an’i Madagasikara…
Vakiana manontolo » -
KIANJA BAREA: Hasiam-panatsarana fanampiny ny bozaka, mila teknisianina matihanina
Rehefa niteraka resabe teny amin’ireo mpanara-baovao sy teny amin’ny tambazotran-tserasera ny vaovao mahakasika ny Kianja Barea dia nitondra fanazavana misimisy…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY AMBOARA ERAN-TANY: Hatao any Maroc ny lalao hifanandrinan’i Madagasikara amin’i Centrafrique sy Ghana
Nampahafantatra tao amin’ny pejy fesiboky ofisialin’izy ireo omaly ny federasiona malagasy ny baolina kitra fa hotanterahina any Maroc avokoa ireo…
Vakiana manontolo » -
BAOLINA KITRA : Mandroso ny asa fampanaraham-penitra ny Kianja Barea
Efa tomombana avokoa ny ankamaroan’ireo fanamarihana miisa 8 nataon’ny Kaonfederasiona Afrikanina ho an’ny Baolina Kitra (CAF) mikasika ny Kianja Barea,…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2024 : Mihemotra amin’ny Aogositra 2025 izao
Ny 01 ka hatramin’ny 28 febroary no daty efa voafaritra hatrany am-piandohana fa tokony ho nizoran’ny fifaninanana iadiana ny tompondakan’i…
Vakiana manontolo » -
KITRA AFRIKANINA: Tafakatra amin’ny dingana famaranan’ny CHAN 2025 ny Barea A’
Anisan’ireo firenena 16 hiady ny amboaran’ny CHAN 2025 ny Barea A’ an’i Madagasikara na dia resin’i Eswatini 1 no ho…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY CHAN 2025 : Efa akaiky ny fahazoana tapakila ho an’ny Barea A’
Nahavita nandavo ny Sihlangu Semnikati avy any Eswatini 2 no ho 0 ny Barea an’i Madagasikara nandritra ny lalao mandroso…
Vakiana manontolo » -
ATLETA NIBATA FANDRESENA IRAISAMPIRENENA : Nankasitrahan’ny Fitondram-panjakana ireo nitondra avo ny voninahi-pirenena
Noraisin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, omaly tetsy amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ireo atleta namiratra sy mendrika nitondra avo ny voninahi-pirenena, amin’ny…
Vakiana manontolo » -
TOMPONDAKAN’I AFRIKA BASKET « 3X3 » : Notoloran’ny Filoha valisoa sy « primes » ny Ankoay lahy sy vavy
Noraisin’ny filoha Andry Rajoelina tetsy amin’ny lapan’Ambohitsorohitra ny ekipam-pirenena malagasy « Ankoay vavy » sy ny « Ankoay Lahy »,…
Vakiana manontolo » -
TARANJA BASIKETY FIBA 3X3 – 2024 : Tompondakan’i Afrika ny Ankoay lahy sy vavy
Fandresena avokoa ny azon’ny Ankoay lehilahy nandritra ny fihaonana enina nataony. Nandresy 19 no 15 an’i Bénin sy i Sychelles…
Vakiana manontolo »