Fanatanjahan-tena
-
FAHARESENA NISESISESY…: Tsy tafita amin’ny CAN 2025 ny Barea, nametra-pialana ny mpanazatra Rôrô
Ady sahala ny vokatra tsara indrindra azon’ny Barea an’i Madagasikara nandritra ny fifanintsanan’ny CAN 2025. Resin’i Tunisie 1 no ho…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANAN’NY CAN 2025: Miandrandra fandresena ny Barea amin’ny fihaonana amin’i Tunisie anio
Hotanterahina any Pretoria – Afrika Atsimo ny fifandonan’ny Aigles de Carthage an’i Tunisie sy ny Barea an’i Madagasikara anio amin’n’ny…
Vakiana manontolo » -
FANARENANA FOHY EZAKA NY KITRA MALAGASY: Teknisiana voafantina maherin’ny 15 halefa hiofana any Maroc
Hitondra vahaolana fohy ezaka avy hatrany ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena (MJS), izay tarihin’ny Minisitra Marson…
Vakiana manontolo » -
INTERNATIONAL LIBERAL: Miantso ny Malagasy ho ao an-damosin’ny Filoha voafidy
Ara-pomba demokratika ny fifidianana Filoham-pirenena natao teto Madagasikara ny 16 Novambra lasa teo, araka ny fanehoan-kevitry ny Filohan’ny “International Libéral”,…
Vakiana manontolo » -
TAMBIN-KASASARANA – LALAON’NY NOSY 2023 : 5 Tapitrisa Ariary avy ho an’ireo atleta nahazo medaly volamena
Nahatanteraka ny teny nomeny ny Filoha Rajoelina. Tontosa omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fanomezana ireo tambin-kasasarana na “prime” ho…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA-11: Voalohany i Madagasikara, fahombiazana ny fikarakarana
Tratra ny tanjona. Voalohany i Madagasikara, ary azo ambara ho tomombana antsakany sy andavany ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy andiany…
Vakiana manontolo » -
LANONAM-PANOKAFANA NY LALAON’NY NOSY: Seho niavaka, nanamafy ny firaisan-kinan’ny Malagasy
Afaka mirehareha i Madagasikara fa nahavita nanatanteraka lanonam-panokafana Lalaon’ny Nosy niavaka sy seho tsy fahita teto amintsika hatramin’izay. Olona maro,…
Vakiana manontolo » -
KIANJA BAREA MAHAMASINA: Hisokatra amin’ny fomba makotrokotroka anio ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11
Raikitra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11! Vonona i Madagasikara. Vonona ihany koa ireo Atleta malagasy hiaro ny voninahi-pirenena. Amin’ity anio…
Vakiana manontolo » -
TONGA NY AFON’NY LALAON’NY NOSY : Noraisina tamim-pifaliana tao Antsiranana, hitety ireo renivohi-paritany enina
Manamarika ny fampiantranoan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11, afaka andro vitsy, ny fahatongavan’ny Afon’ny Lalaon’ny Nosy, ny sabotsy teo…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY 2023 – TARANJA IOMBONANA: Miroso ny fanomanana, vita ny antsapaka ho an’ireo firenena miray vondrona
Tontosa omaly ny antsapaka ho an’ireo firenena miray vondrona ho an’ny taranja iombonana (Sports collectifs) mandritra ny Lalaon’ny Nosy izay…
Vakiana manontolo »