Fanatanjahan-tena
-
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 – KINSHASA : Medaly volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2 ho an’i Madagasikara
Nahafahana nametraka an’i Madagasikara teo amin’ny laharana faha-13 ny fahazoantsika ireo medaly 9: volamena 3, volafotsy 4, ary alimo 2,…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY FRANKÔFÔNIA ANY KINSHASA: Efa namaha ny olan’ny atleta sy ny artista ny mpitarika ny delegasiona malagasy
Tsy tomombana ny fikarakaran’ny firenena mpampiantrano ny Lalaon’ny Frankofonia 2023, any Kinshasa, RD Congo. Nanana olana tamin’ny trano nivantanana ireo…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY – LANONAM-PANOKAFANA: Malagasy manodidina ny 1 000 isa handray anjara amin’ny soradihy
Efa mifantoka tanteraka amin’ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy ny ampahan’ny betsaka amin’ny lahasan’ny Governemanta sy ny mpikarakara rehetra ankehitriny, araka…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY HORAISIN’I MADAGASIKARA: Tsy misy manana ahiahy intsony ireo firenena mpandray anjara
Raha toa ka mbola misy ireo olona mametraka ahiahy amin’ny fandraisan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11 amin’ity taona ity,…
Vakiana manontolo » -
LALAON’NY NOSY 2023 ETO MADAGASIKARA: Mivory ny Filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny Lalaon’ny Nosy (CIJ)
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly 18 hatramin’ny 21 Mey 2023 izao ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA « PRIME » – CHAN 2023: “Omeo ny mpilalao ny prime fa izy ireo no niady mafy”, hoy ny Filoha
Velon-taraina ireo mpilalaon’ny Barea nandray anjara tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (CHAN) farany teo fa tsy mbola nahazo ilay tambin-kasasarana…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2022 – ALGÉRIE: Manana herijika ho any amin’ny manasa-dalana ny Barea
Vonona handavo ny Mozambikanina ny Barea an’i Madagasikara anio, ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (CHAN 2022), tsy ahitana ireo…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2022: Tafakatra amin’ny ampahefa-dalana ny Barea an’i Madagasikara
Tamin’ny isa 3 no ho 0 omaly no namontsanan’ny Ekipam-pirenena malagasy Barea an’i Madagasikara ny ekipam-pirenen’i Soudan nandritra ny fifanintsanana…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2022: Hiakatra kianja voalohany ny Barea rahampitso
Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra ny ekipam-pirenena Malagasy Barea no handray anjara amin’ny dingana famaranan’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika,…
Vakiana manontolo » -
MAROC: Afrikana voalohany tafakatra amin’ny manasa-dalan’ny Amboara erantany
92 taona aty aorian’ny 1930 vao nisy firenena afrikanina hiatrika ny manasa-dalan’ny amboara erantany ho an’ny baolina kitra. Tsiahivina mantsy…
Vakiana manontolo »