Fanatanjahan-tena
-
BAOLINA KITRA: Raikitra ny fiadiana ny Amboara eran-tany 2022
Rahampitso no hanomboka ny fifaninanana hiadiana izay ho tompondaka eran-tany, eo amin’ny taranja baolina kitra. Any Qatar no hanatanterahana ny…
Vakiana manontolo » -
AMBOARA ERAN-TANY BAOLINA LAVALAVA: Hiakatra kianja voalohany ny ladies makis 7s anio
Hifanandrina amin’ny Wallaroos avy any Aostralia ny Ekipam-pirenena Malagasy Ladies Makis 7s anio amin’ny lalao ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny amboara…
Vakiana manontolo » -
BAOLINA KITRA – CHAN 2022: Nahazo ny tapakila handehanana any Algérie ny Barea
Voalohany amin’ny tantara. Tafita amin’ny dingan’ny famaranan’ny CHAN na ny Championnat d’Afrique des Nations ny Malagasy. Nisaraka ady sahala 1-1…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET U18 – 2022: Mpilalao mendrika sy nahatafiditra baolina betsaka indrindra i M’Madi Mathias
Isan’ireo mpilalao nitondra avo ny voninahi-pirenena nandritra ny Afrobasket U18 i Mathias M’Madi, meneur ny Ankoay zazalahy. Voahosotra ho mpilalao…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET U18 – ANKOAY ZAZALAHY: Tafita amin’ny lalao famaranana, handray anjara amin’ny amboara erantany 2023
Tafita hiatrika ny lalao famaranana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika « Afrobasket U18 » ny ekipam-pirenena Malagasy Ankoay zazalahy. Nandresy an’i Mali…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET U18 : Tafakatra amin’ny manasa-dalana ny Ankoay zazalahy sy zazavavy
Nahavita ezaka tsara ny ekipam-pirenena Malagasy, Ankoay zazalahy sy zazavavy omaly, nandritra ny lalao ampahefa-dalana, taranja basikety amin’ny fiadiana ny…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET U18: Nahavita dingana tsara ny Ankoay zazalahy tamin’ireo lalao telo natrehina
Tontosa omaly ny lalao farany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona, amin’ny lalao hiadiana izay ho tompondakan’i Afrika, taranja basikety ho an’ny latsaky…
Vakiana manontolo » -
AFROBASKET U18 – ZAZALAHY: Nomontsanin’ny Ankoay tamin’ny isa 102 no ho 41 ny Beninoà
Tontosa omaly ny lalao fifanintsanana voalohany amin’ny fifaninanana Afrobasket U18, ho an’ny Ankoay zazalahy. Nandavo ny ekipam-pirenen’i Benin tamin’ny isa…
Vakiana manontolo » -
KIANJA BAREA MAHAMASINA : Vita ny fanaovana atletisma manaraka ny fenitra iraisampirenena
Tafiditra tanteraka tao anatin’ny fifanarahana voalohany tamin’ny tetikasa Kianja Barea ny fametrahana “piste en tartan” manodidina ny kianja filalaovana. Manaraka…
Vakiana manontolo » -
CHAN 2023: Tafita any amin’ny dingana manaraka ny Barea an’i Madagasikara
Tafiakatra any amin’ny dingana faharoa sady farany amin’ny lalao fifanintsanana ho any amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika na ny…
Vakiana manontolo »