Fanatanjahan-tena
-
AFROBASKET – U18 : Maneho ny fahavononany ny Ankoay zazavavy
Nanohy ny fanazaran-tena avy hatrany ny ekipam-pirenena Malagasy Ankoay zazavavy omaly tao amin’ny kianjan’ny Vatofotsy Antsirabe, rehefa tonga tao an-toerana…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANANA CAN 2023: Lavon’i Ghana tamin’ny isa 3 no ho 0 ny Barea
Sarotra tamintsika ny fiatrehana ny lalao voalohany amin’ny fifanintsanan’ny CAN 2023, nifandonan’ny Barea tamin’ny Ghana omaly. Voatazon’ny Barea 0 no…
Vakiana manontolo » -
FIFANINTSANANA CAN 2023: Handeha mivantana amin’ny TVM ireo lalao enina ataon’ny Barea
Namoaka fanambarana omaly ny teo anivon’ny fahitalavi-pirenena fa ho fanomezana fahafaham-po ny mpankafy baolina kitra sy ho fanohanana ny ekipam-pirenentsika…
Vakiana manontolo » -
TOSIKA HO AN’NY FANATANJAHANTENA: Notokanan’ny Filoha ny Kianja manarapenitra ao Fenoarivo Atsinanana
Araka ny fangatahan’ny vahoakan’i Fenoarivo Atsinana tamin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fony izy nilatsaka hofidiana, dia vita ankehitriny ny Kianja Manarapenitra…
Vakiana manontolo » -
TANORA SY NY FANATANJAHANTENA Manatanteraka ny velirano ho fanohanana ireo tanora ny faritra Bongolava
Miroso amin’ny fanatanterahana ireo velirano napetraky ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny isam-paritra ankehitriny. Anisan’izany ny ao amin’ny faritra Bongolava,…
Vakiana manontolo » -
FANESORANA NY FILOHAN’NY FMF : Ara-dalàna ny fanapahan-kevitry ny Ligy, tsy ahina ny hisian’ny sazin’ny Fifa
Nitondra fanampim-panazavana mahakasika ilay fanapahan-kevitra nanaisotra amin’ny toerany ny Filohan’ny Federasiona malagasin’ny Baolina Kitra, afakomaly, ireo Filohana ligy miisa 21.…
Vakiana manontolo » -
BAOLINA KITRA : Naongan’ny maro an’isa amin’ny ligy i Raoul Arizaka Rabekoto
Feno ny kapaokan’ireo filohan’ny ligy. Naaton’izy ireo amin’ny andraikitra maha filohan’ny Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra azy Rabekoto Arizaka Raoul. Omaly…
Vakiana manontolo » -
FITANTANANA NY BAOLINA KITRA: Manome fito andro ny federasiona hiantsoana fivoriambe ireo filohana ligy
Raha toa ka efa nandeha ny fampahafantarana sy ny fiantsoana mpijery tamin’ny lalao nifanandrinan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Kabwe WFC…
Vakiana manontolo » -
KIANJA BAREA MAHAMASINA: Toerana hiarovana ny voninahi-pirenena
Mahamasina: Toerana manan-tantara, toerana manan-kasina ho an’ny Malagasy. Nisehoan’ny Mpanjaka tamin’ny vahoaka fahiny, fanaovan’ny Filoham-pirenena fianianana, ary eo ihany koa…
Vakiana manontolo » -
FIADIAN-TOERANA AMIN’NY « COUPE DU MONDE 2022» : Resin’ny Béninois ny Malagasy, voatsikera mafy ny mpanazatra
I Bénin no mitarika vonjimaika hatreto ao amin’ny vondrona J misy antsika ao anatin’ny fiadian-toerana amin’ny Amboara eran-tany 2022. Samy…
Vakiana manontolo »