Sosialy
-
SEHATRY NY ASA: Hamoraina ny famoronan’asa ho an’ny tanora
Nahavita ny fifamindram-pitantanany omaly ihany koa ny Minisitry ny Asa, ny Fampananana’asa sy ny Asam-panjakana teo aloha Hanitra Fitiavana Razakaboana…
Vakiana manontolo » -
OLAN’NY TSY FAHAMPIAN-DRANO: Vahaolana stratejika ny tontolo iainana
« Ministera fototra lehibe ity Ministera ity», hoy ny nambaran’ny Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy vaovao Manesimanana Rafanomezantsoa…
Vakiana manontolo » -
FANABEAZANA: Manana tombony kokoa ireo mpianatra nandalo garabola
Voaporofo tao anatin’ny tetikasa IEPPE (Investir dans l’Education et la Protection de la Petite Enfance), notanterahana nandritra ny telo taona…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY FANOLANANA SY FANARARAOTANA ATAON’OLOM-PADY: Nanamafy adisisika ny hetsika ara-kolontsaina natao
Manohana ny fisitrahana zo ara-pananahana sy ny ady amin’ireo herisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny zatovovavy malagasy ny hetsika Nifin’Akanga,…
Vakiana manontolo » -
FANABEAZANA SY FIAHIANA NY ZAZA MADINIKA: Tsy misy afa-tsy 0,3% ny tetibolan’ny fanabeazam-pirenena
Miantoka ny fivelaran’ny zaza iray manontolo ny fametrahana tetibola sahaza dieny izy mbola bitika. Nohazavain’ireo manam-pahaizana amin’izany fa eo anelanelan’ny…
Vakiana manontolo » -
CISCO ATSIMONDRANO: Manamafy ireo fitakiana ho fanavaozana ny fanabeazana
Nanatanteraka hetsika tamin’ny alakamisy lasa teo ireo mpampianatra sy mpandraharaha avy ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Atsimondrano, ho fanehoan’izy ireo fa…
Vakiana manontolo » -
ASA FIKAROHANA: Tokony hisy fiantraikany amin’ny fampandrosoana ny firenena
Manodidina ny 0,01% amin’ny tetibola ankapoben’ny Fanjakana no natokan’ny Fitondram-panjakana hatramin’izay ho an’ny sehatry ny fikarohana, raha ny nambaran-dRamatoa Rondro…
Vakiana manontolo » -
FAHASALAMAN’NY MPIASA: Nametrahana OSTIE eny foiben’ny Star Andranomahery
Manaraka ny fenitra ISO 45001 ny orinasa Star eo amin’ny lafiny fahasalamana sy ny fiarovana ny asa. Ho fanatanterahana izany…
Vakiana manontolo » -
FANAMBARAN’IREO HOLAFITRA MIISA DIMY : Hanatanteraka hatrany ny asany ireo Mpiasan’ny fahasalamana
Eo anatrehan’ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny, dia nanao fanambarana ireo mpitantana ny holafitra rehetra misahana ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara,…
Vakiana manontolo » -
TSENAN’ALAKAMISY MAHAMASINA : Mitaraina ho matiantoka ireo mpivarotra noho ny savorovoro
In-telo alakamisy izao no lasa kianja hifanandrinan’ireo mpitandro filamina sy mpanao fitokonana ny eny Mahamasina sy ny manodidina. Iaraha-mahalala anefa…
Vakiana manontolo »