Sosialy
-
MPIASAN’NY FAHASALAMANA : “Tsy andraikitry ny sendika ny manala na mametraka olona amin’ny toerany”
Manoloana ireo fanambarana maro samihafa ataon’ireo mitonona ho sendikan’ny mpiasan’ny fahasalamana dia nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ireo Vondron’ny Mpiasan’ny Fahasalamana,…
Vakiana manontolo » -
LMA AMPEFILOHA: Mitohy ny fampianarana
Nanamafy omaly ny “proviseur” eo anivon’ny Lisea Maoderina Ampefiloha (LMA), Andrianjafy Mamisoa, fa tsy misy ny fiatoan’ny fampianarana ao amin’io…
Vakiana manontolo » -
SENDIKAN’NY PARAMED MPIASAM-PANJAKANA: « Tsy tokony ho afangaro ny fitakiana teknika sy ny hetsika ara-politika »
Eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny, dia misy ireo mitonona ho sendika eo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka no manao fanambarana amin’ny haino…
Vakiana manontolo » -
FAHASALAMAM-BAHOAKA AO MAROANTSETRA: Hiasa tsy ho ela ny fitaovam-pitarafana raitra ao amin’ny hopitalibe
Hiasa tsy ho ela ny « scanner » fitarafana ati-doha ao amin’ny « Service d’Imagerie Medical »-ny hopitaly ao Maroantsetra, Faritra Ambatosoa. Mizotra soa…
Vakiana manontolo » -
SOLONTENAN’NY MPIASAN’NY FAHASALAMANA : « Tsy fialokalofan’izay manao ny tsy mety ny sendika »
Manoloana ny fisian’ireo olom-bitsy manao fanambarana etsy sy eroa, ary miteny amin’ny anaran’ny mpiasan’ny fahasalamana manerana ny Nosy dia nivoaka…
Vakiana manontolo » -
HAINTRANO TAO MANANJARY: Nahavory 16 tapitrisa Ar mahery ny Vahoakan’Ifanadiana ho an’ireo traboina
Ny firaisan-kina no hery ! Miharihary hatrany ny maha iray ny Malagasy eo anatrehan’ny voina manjo ny mpiray tanindrazana. Tsy…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA: 57,98% ny taham-pahafahana tao Fianarantsoa
Faritany namoaka voalohany ny valim-panadinana bakalorea tamin’ity taona 2025 ity ny tao Fianarantsoa. Ny alin’ny talata hifoha ny alarobia lasa…
Vakiana manontolo » -
ONIVERSITEN’I TOAMASINA: Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra ho an’ny daholobe an’ny SADC
Notanterahina teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny 14 Aogositra 2025 teo ny famelabelaran-kevitra ho an’ny daholobe, izay tafiditra ao anatin’ny fampiantranoan’i Madagasikara…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA FANAPOIZINANA TENY AMBOHIMALAZA : Natsangana ny Vaomiera hanampy ireo niharam-boina
Nandray ny fianakavian’ireo izay niharam-boina noho ilay fanampoizinana nandritra ny lanonam-pankalazana tsingerintaona teny Ambohimalaza, ny 15 jona lasa teo, ny…
Vakiana manontolo » -
FANAKORONTANANA NY FANADINANA BAKALOREA: Misy milaza fa mivarotra “mention” eny amin’ny fesiboky
Tsy nijanona tamin’ny andron’ny fanadinana ihany fa mbola mitohy hatramin’izao fotoana hiandrasana ny valim-panadinana izao ny fanakorontanana ataona andian’olona mahakasika…
Vakiana manontolo »