Sosialy
-
FANDRODANANA TRANO TAO TOAMASINA II: Itadiavam-bahaolana am-pilaminana, hisian’ny fitoniana
Nisehoana fandrodanana trano tao Ambodisaina, Toamasina II, izay nahatratra hatrany amin’ny 241 tafo mahery, nahitana moske. Nisy ny fanomezan’ireo Mpino…
Vakiana manontolo » -
FIATREHANA NY MAINTANY: Fiarabe 18 hanampy ny famatsian-drano eto Antananarivo
Efa ao anatin’ny fanavaozana tanteraka ny fotodrafitrasa momba ny rano eto Antananarivo ny Fanjakana ankehitriny, amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Rano, Fanadiovana…
Vakiana manontolo » -
SEKOLIM-PANJAKANA MANERANA NY NOSY : Mpianatra maherin’ny 1 tapitrisa hisitraka kahie
Hiditra amin’ny taom-pianarana vaovao indray ny seha-pampianarana amin’ny ambaratonga ambany eto Madagasikara afaka iray volana. Ao anatin’ny fanomanana tanteraka izany…
Vakiana manontolo » -
TSENA SABOTSY ANTSIRABE: Nanolo-tanana ny asa fanarenana ny Loholona Lalatiana Rakotondrazafy
Taorian’ny fahamaizan’ny tsena tapa-bolana lasa izay dia ao anatin’ny fanarenana tanteraka ny mpivarotra any an-toerana. Maro be nefa no sahirana…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA 2025: Tombanana hivoaka afaka 3 herinandro ny valim-panadinana
Nitondra ny teny fisaorana ho an’ny fianakaviamben’ny Ministera avy amin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa Pr Chaminah…
Vakiana manontolo » -
ONIVERSITEN’I TOAMASINA : Hametrahana Ivontoerana hampiroborobo ny teny sy Kolontsaina koreana
Taorian’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piarahamiasa teo amin’ny Oniversiten’i Toamasina sy ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Korea tamin’ny volana febroary 2025, ny Masoivohon’i Korea eto…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA AMBOHIMALAZA: Nidoboka eny Antanimora i Fenohasina sy ny reniny
Mbola raharaha mitana ny sain’ny mpanara-baovao ankehitriny ny mahakasika ilay tsingerintaona nahafatesan’olona hatramin’ny 32. Araka ny fantatra dia nitohy omaly…
Vakiana manontolo » -
TSINGERINTAONA NAHAFATY OLONA 32: Fantatra ireo poizina nampiasaina, niaiky ny helony ilay tompon’antoka
Araka ny nanambaran’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny fampitam-baovao, fa efa nataony laharam-pahamehana hatrizay fa ny marina hatrany no ho lazaina…
Vakiana manontolo » -
«VOIE RAPIDE» IVATO-AMBOHITRIMANJAKA : Hisokatra tanteraka amin’ny fiandohan’ny volana aogositra
Tetikasa goavana entina manatsara ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra ny fametrahana ny lalana «voie rapide» mampitohy an’Ivato sy Ambohitrimanjaka. Hanamaivana kokoa…
Vakiana manontolo » -
HETSIKA « CFME » ANDIANY FAHA-9 : Hisy ireo karazana tolotr’asa sy fiofanana ho an’ny tanora
Hiditra amin’ny andiany fahasivy ny hetsika “Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi”, izay ambohi-pihaonan’ireo tanora vao afaka…
Vakiana manontolo »