Sosialy
-
BAKALOREA ANY TOLIARA: Mpianatra 62 nanao hosoka, olona 17 hafa tratra nisolo toerana mpiadina
Nizotra tao anatin’ny filaminana ny fanatanterahana ny fanadinana bakalorea ho an’i Toliara, nandritra ny andro roa voalohany. Na izany aza…
Vakiana manontolo » -
FANAPOIZINANA NAMOIZANA AINA MARO : Hisy ny tatitra sy ny fanazavana rehetra rahampitso alina
Manoloana ny raharaha mikasika fanapoizinana niteraka famoizana ain’olona maro, dia mampiantso ireo Minisitra tomponandraikitra ao amin’ny Lapam-pajakana ao Iavoloha, ny…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA TARANJA MATEMATIKA: Mpianatra 6 nahatrarana “formule” tao anaty masinina fanaovana kaonty
Mpianatra miisa 7 no nahatratra hosoka mialohan’ny nidirana tany amin’ny efitranom-panadinana, tany Betroka omaly maraina, mialoha ny niatrehana ny taranja…
Vakiana manontolo » -
FANAPOIZINANA TETSY AMBOHIMALAZA: Vita fanadihadiana i Fenohasina, notazomina etsy Fiadanana ny reniny
Notontosaina omaly ny fanadihadiana an’i Fenohasina, ilay tompom-pety, tamin’ny raharaha famosaviana niseho tetsy Ambohimalaza, izay nahafatesana olona maherin’ny 30. Niteraka…
Vakiana manontolo » -
ANDRO VOALOHAN’NY BAKALOREA: Olona iray mitonona ho polisy tratra misoloky amin’ny fivarotana laza adina
Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fizotry ny andro voalohan’ny fanadinana bakalorea omaly. Fandalinana ny taranja filozofia no natrehan’ireo mpiadina ho an’ny…
Vakiana manontolo » -
MPIKAROKA FANDIKAN-DALÀNA : Kaomisera sy Ofisie miisa 80 avy amin’ny andiany « MANAMPI » nahavita fianianana
Ho fanamarihana ny fandraisan’andraikitra maha mpikaroka fandikan-dalàna ireo Polisy nahavita fiofanana Kaomisera sy Ofisie dia manatanteraka fianianana noho izany. Ny…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA 2025: Mpiadina miisa 222 330 hiatrika fanadinana manomboka anio
Omaly no nampahafantatra tamin’ny fomba ofisialy ny antontanisa tsara ho fantatra mahakasika ny fanadinana bakalorea ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA AMBOHIMALAZA: Hiatrika fanadihadiana tsy ho ela ny tompom-pety sy ny fianakaviany
Niloa-bava mikasika ilay raharaha fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty olona maro tao Ambohimankakely, sampanan’Imerinkasinina, ny Minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, ny…
Vakiana manontolo » -
AKANY FITAHIANTSOA – ANDRANOMAHERY : Nahazo tohana indray avy amin-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy
Ankizy anjatony maro no efa noraisina sy notezaina tao amin’ny Akany Fitahiantsoa, eny Andranomahery Ankorondrano. Tsara marihina fa ankoatran’ny fitaizana…
Vakiana manontolo » -
IKONGO : Tokantrano 4000 nisitraka asa sosialy avy amin’ny Filoham-pirenena mivady
Tonga any amin’ny distrikan’Ikongo ireo iraka avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, amin’ny alalan’ny Fitaleavana misahana ny…
Vakiana manontolo »