Sosialy
-
FANADINANA BAKALOREA: Tsy misy laza adina mivoaka mialoha, mpisoloky 4 no voasambotra
Nandiso ny vaovao niparitaka teny amin’ny tambazotran-tserasera fesiboky ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa (MESUPRES). Nihely mantsy omaly…
Vakiana manontolo » -
FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO ANY TOAMASINA: Tafakatra 11 ireo manaraka fitsaboana, ankizy ny 3
Nanao tatitra omaly ny avy eo anivon’ny CHUAT hopitalibe Analankinina Toamasina fa misy tranga niarahan’ny olona maromaro tratran’ny aretina vokatry…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY TAZOMOKA: Isan’ireo fanafody nalefa any Ikongo ny “CVO”
Manoloana ny firongatry ny tazomoka misy ao amin’ny distrikan’Ikongo, dia mandray andraikitra feno ny eo anivon’ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ireo departemanta…
Vakiana manontolo » -
FITADIAVAM-BOLA AMIN’NY LAZA ADINA – BEPC: Handraisana fepetra ireo mikasa hanakorontana
Nilamina tamin’ny ankapobeny ny andro voalohan’ny fanadinana BEPC (Brevet d’Etudes du Premier Cycle) notanterahana omaly. Ny taranja “Malagasy” sy “SVT”…
Vakiana manontolo » -
TAZOMOKA ANY IKONGO: Mandeha ny fitsaboana, nohamafisina ny fanentanana
Olona ampolony maro, anjatony mihitsy aza raha ny loharanom-baovao hafa, no voalaza fa efa matin’ny aretina tazomoka any amin’ny Distrikan’Ikongo,…
Vakiana manontolo » -
SAKAFO VOATONONA HO NITERAKA FAHAPOIZINANA : Mbola andalam-panaovana fanadihadiana ireo tompon’andraikitra
Maro ireo mampiaka-peo fa andro maromaro taorian’ny tranga fahapoizinana ara-tsakafo nahafatesana olona maro teto Antananarivo sy tany amin’ireo faritra sasany…
Vakiana manontolo » -
FIRONGATRY NY FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO: Hamafisina ny fitiliana ireo entana mandra-pahatonga eny amin’ny mpanjifa
Nirongatra tato anatin’ny herinandro vitsy izao ireo trangana fanapoizinana ara-tsakafo, niseho tamin’ny faritra maromaro manerana ny Nosy. Anisan’izany ny teto…
Vakiana manontolo » -
FANASANA NITERA-DOZA TAO AMBOSITRA: Tafakatra 11 ireo matin’ny fahapoizinana ara-tsakafo
Tafakatra 11 ny isan’ny olona maty noho ny fahapoizinana ara-tsakafo nitranga tao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania, hatramin’ny omaly hariva. Tranga…
Vakiana manontolo » -
DEPIOTEN’IFANADIANA: Nanamafy fa tena mandripaka olona maro ny tazomoka ao Ikongo
Manoloana ny fanazavana nentin’ny Governoran’ny Fitovinany tamina haino aman-jery mikasika ny trangana tazomoka mahery ao Ikongo, dia nambaran’ny Solombavambahoaka voafidy…
Vakiana manontolo » -
CEPE- ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Niakatra 85,91% ny taham-pahafahana
Omaly hariva no nivoaka ny valim-panadinana CEPE (Certificat d’Etudes Primaires Elémentaires) ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo renivohitra. 85,91% ny taham-pahafahana ho…
Vakiana manontolo »