Sosialy
-
FAMOSAVIANA TENY AMBOHIMALAZA: Nitombo iray ireo namoy ny ainy, 24 mbola manaraka fitsaboana
Raha ny tatitry ny CHU HJRA, ny afakomaly lasa teo, hatramin’ny 9 ora alina, dia nitombo iray indray ireo olona…
Vakiana manontolo » -
AMBOHIBORONA AMBATOFOTSY FARATSIHO : Nandray ny hetsika famorana faobe sy Tagnamaro
Ny kaominina Ambohiborona Ambatofotsy no namaranana ny hetsika didimpoitra faobe natao tany amin’ny disitrikan’i Faratsiho. Nandritra ny 2 volana dia…
Vakiana manontolo » -
FAMOSAVIANA TENY AMBOHIMALAZA : “Efa hita taratra izay mety ho nahavanon-doza”, hoy ny Filoha
Nanisy resaka manokana mahakasika ilay raharaha fanapoizinana nandritra ny fankalazana tsingerin-taona teny Ambohimalaza ny faran’ny herinandro teo, ny Filohan’ny Repoblika…
Vakiana manontolo » -
FANKALAZANA TSINGERINTAONA TENY AMBOHIMALAZA: Famosaviana no niseho, 5 voasambotra, tafakatra 18 ireo maty
Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, mombany resaka fanapoizinana ara-tsakafo, niseho tamin’ny fankalazana ny tsingerintaona…
Vakiana manontolo » -
FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO TENY AMBOHIMALAZA : Tafakatra 17 ireo namoy ny ainy, natsangana ny « cellule de crise »
Manolona ny tranga famoizana ain’olona vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo, niseho tamina trano filanonana iray teny Ambohimalaza, tamina fankalazana tsingerintaona nahaterahana.…
Vakiana manontolo » -
CEPE 2025: Nizotra am-pilaminana ny fanadinana tamin’ny ankapobeny
Tsy nahitana olana firy ny fanatanterahana ny fanadinana CEPE (Certificat d’Etudes Primaires Elémentaires) izay notontosaina omaly 17 jona 2025 manerana…
Vakiana manontolo » -
FANKALAZANA TSINGERIN-TAONA TETSY IMERINKASININA : Tafakatra 12 ireo maty vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo
Nandritra ny fankalazana ny faha-18 taona ana ankizivavy iray, natao tetsy amin’ny « Espace » iray eo Ambohimalaza, amin’ny sampanana…
Vakiana manontolo » -
MPIKIRAKIRA FANADINAM-PANJAKANA: Hatsaraina sy hafainganina ny fisitrahana tambin-karama
Fanadinam-panjakana voalohany hatrehin’ny mpianatra ny CEPE (Certificat d’Etudes Primaires Elémentaires) ka mety ho maro amin’izy ireo no hanavao ny lamina…
Vakiana manontolo » -
AKANY FITAHIANTSOA ANKORONDRANO : Mpianatra 15 hanala fanadinana CEPE anio
Miisa 15 ireo zaza taizana ao amin’ny Akany Fitahiantsoa Ankorondrano, hanala ny fanadinana CEPE anio, araka ny fantatra omaly. Ny…
Vakiana manontolo » -
CEPE 2025: Kandida miisa 571 367 manerana ny Nosy, 115 manana fahasembanana
Rahampitso 17 jona no hanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE (Certificat d’Etudes Primaires Elémentaires) manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara, ho an’ny taom-pianarana…
Vakiana manontolo »