Toekarena
-
TELEFERIKA ANOSY – AMBATOBE:Misokatra ho an’ny daholobe manomboka anio, 3 000Ar ny tapakila
“Tonga ilay fotoana itokanantsika ity fotodrafitrasa mitondra fanavaozana, fa indrindra indrindra, mitondra soa sy anamaivana ny fifamezivezen’ny mponina eto Antananarivo…
Vakiana manontolo » -
TSENABEN’NY SADC: Anehoana ny fahaiza-manaon’ny Malagasy amin’ny asa tanana
Tanterahina ny 14 ka hatramin’ny 18 aogositra ny « Bazar de la SADC », na ny “Tsenaben’ny Vondrona misahana ny fampandrosoana aty…
Vakiana manontolo » -
IVATO – ANDRANOTAPAHINA: Misokatra ho an’ny rehetra ny lalana “voie rapide” mirefy 4km
Tratra ny fanamby! Efa azon’ny besinimaro ampiasaina nanomboka omaly ny ampahan-dalana 4km amin’ny “Voie Rapide” Ivato, manomboka eo amin’ny “rond-point”…
Vakiana manontolo » -
JONO TSY MANARA-DALANA: Niampy ny fitaovana hanamafisana ny fanaraha-maso
Manodidina ny 4,56 tapitrisa eo ny isan’ireo sambo mivezivezy manerana an’izao tontolo izao. Midika izany fa mila fanaraha-maso entitra, miaraka…
Vakiana manontolo » -
“ENARA GALLERIA” ENY TSARASAOTRA : Ho vita tanteraka anio ny toerana handraisana ny « Bazar de la SADC »
Mihazakazaka ny asa fanamboarana ny “Enara Galleria”, na toerama fandraisana fampirantiana iraisam-pirenena, eny Ambodifasina Tsarasaotra Ivato , araka ny hita nandritra…
Vakiana manontolo » -
FARITRA AROVANA MENABE ANTIMENA: Nahitana firehetana, 4 andro vao voafehy ny afo
Manomboka mirongatra indray ankehitriny ny fahamaizana mahazo ireo tanety sy ala satria ao anatin’ny vanim-potoan’ny main-tany isika. Andro anisan’ny nahitana…
Vakiana manontolo » -
FITATERANA AN-TARIBY: Hisokatra ho an’ny daholobe manomboka ny 16 Aogositra izao
Manamafy ny SENVH Sekreteram-panjakana Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana fa hisokatra ho an’ny daholobe manomboka amin’ny fandraisana ny fivoriam-ben’ny SADC ny…
Vakiana manontolo » -
FANDRAISANA IREO FIVORIAN’NY SADC : Manolo-tanana ny lafiny haitao ara-kajy mirindra ny Mpiara-miombona antoka
Ankatoky ny fanombohan’ireo fivoriana mialoha ny andiany faha-45 amin’ny fihaonana an-tampon-n’ny SADC (Vondrona ho Fampandrosoana ny Faritra atsimon’i Afrika) isika…
Vakiana manontolo » -
FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA – SADC: Laharam-pahamehana ny fanavaozana ny famokarana angovo
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny Ivandry, ny andiany fahavalo amin’ny hetsika “herinandron’ny fampivoboroboana ny indostria ho an’ny SADC” (SIW…
Vakiana manontolo » -
TETIKASA TANA-MASOANDRO : Hanao ny fandalinana ara-teknika momba ny Rano ny “Groupe Sinomach Hainan Development Co.”
Notontosaina, ny herinandro teo, ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piarahamiasa teo amin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny Toeram-ponenana (SENVH) sy…
Vakiana manontolo »