Toekarena
-
ALA HONKO ATY AFRIKA: Hita eto Madagasikara ny 20%
Mivelatra amina velarana 390 853Ha ny faritra ahitana alo honko eto Madagasikara. Mandrafitra ny 20% amin’ny velaran’ny ala honko hita Afrika…
Vakiana manontolo » -
« RALLYE DES INDUSTRIES » : Nampiditra ny tanora amin’ny tontolon’ny indostria
Notontosaina ny sabotsy teo ny lalao famaranana ilay fifaninanana “Rallye des industries” tetsy amin’ny Novotel Alarobia. Ny ekipa nahitana ny…
Vakiana manontolo » -
ORINASA “XIAOMI” ANY CHINE: Mamokatra fiara 1.000 isa isan’andro
Manatanteraka fitsidihana ofisialy any Chine ny delegasiona malagasy tarihin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Richard Ravalomanana. Miara-dia aminy any an-toerana koa…
Vakiana manontolo » -
HERINANDRON’NY FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA: Ho ambohi-pihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena eo anivon’ny SADC
Ankatoky ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny SADC isika eto Madagasikara ankehitriny. Mialohan’izay anefa, dia misy ilay Herinandron’ny Fampiroboroboana ny indostria…
Vakiana manontolo » -
VALANJAVABOARY NOSY HARA- ANTSIRANANA: “Dauphins” miisa 22 hita faty, hirosoana ny fanadihadiana siantifika
Feso na “Dauphins” miisa 22 no hita maty tao amin’ny Helidranon’i Besikidy, Fokontany Antsako, ao amin’ny valanjavaboaary an-dranomasina Nosy Hara,…
Vakiana manontolo » -
FITATERANA AN-TARIBY – SOARANO/IVANDRY: Hosantarina mandritra ny fihaonamben’ny SADC ny fitondrana olona
Nanamafy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana (SENVH) fa ho tapitra amin’ny faran’ny volana jolay izao ireo…
Vakiana manontolo » -
FAHITALAVITRA “FREE TV” : Azo arahina ao amin’ny Canal Plus manomboka ny 28 Jolay izao
Fahitalavitra malagasy voalohany hivoy ranoray ny lafiny kolontsaina sy ny fandraharahana ny FREE TV, izay ao anatin’ny Vondrona Orinasa Free…
Vakiana manontolo » -
MILIN’NY JIRAMA SIMBA ANY ATSIMO ANDREFANA : Voamarina fa mitapoka solika fandrehitra ny solika nampiasaina
Matetika no ahitana fahasimbana ny milina mpamokatra herinaratra amin’ny faritra maro any Atsimo Andrefana, toy ny any Betioky, Ankazoabo sy…
Vakiana manontolo » -
LALAMBE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA : Ho voarakotra tara mialohan’ny fihaonamben’ny SADC ny 8Km
Fomba fiasa napetraky ny Ministeran’ny Asa Vaventy (MTP) ny fanaovana fanaraha-maso isam-bolana ny asa fanamboarana ny lalambe migodana Antananarivo-Toamasina. Vina…
Vakiana manontolo » -
IVON-TOERAM-PANOFANANA MANARAKA NY FENITRA: Nampahafantarina bebe kokoa ny daholobe ny momba ny MSA
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny “varavarana misokatra” nataon’ny Ivon-toeram-panofanana manaraka ny fenitra iraisampirenena “Madagascar Security Academy (MSA)” tetsy Andakana.…
Vakiana manontolo »