Toekarena
-
SOLIKA ILAHARAMBE ETO ANTANANARIVO: Ampy ny tahiry, olana ara-pitaterana no antony
Tranga nanaitra ny mpanjifa teto Antananarivo, efa andro maromaro izay, ny tsy fisiana solika eny amin’ireo tobin-tsolika maro. Velom-panontaniana ny…
Vakiana manontolo » -
FINDRAMAM-BOLA AMIN’NY BANKY: Nanazava momba ilay Hetra 20% amin’ny zana-bola ny MEF
Fanazavana feno no nentin’ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Ramatoa Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo, momba ilay vaovao mahabe resaka ny…
Vakiana manontolo » -
MENAKA VOKARINA ANY TOAMASINA: Manaraka ny fenitra sy tsy misy tokony hatahorana
Isan’ireo voatondro molotra fa mitera-doza, manoloana ny firongatry ny fanapoizinana ara-tsakafo misy eto Madagasikara ankehitriny, ny menaka vokarin’ny orinasa “HITA”…
Vakiana manontolo » -
FAMPIVOARANA NY VEHIVAVY : Vehivavy 25 hiofana momba ny nomerika mandritra ny 2 volana
Tetikasa mitodika manokana amin’ny vehivavy malagasy, indrindra ireo misedra fahasahiranana, ny “Ampela online”. Ity farany izay miompana amin’ny fanomezana fampiofanana…
Vakiana manontolo » -
FINDRAMAM-BOLA AMIN’NY BANKY: Lasa handoavana hetra 20% ny zana-bola amin’ny findramam-bola
Nanao fanambarana iombonana ny fikambanan’ny banky eto Madagasikara (APB) omaly izay nampahafantatra ny mpanjifa fa, araka ny fepetra voalazan’ny lalàna…
Vakiana manontolo » -
FAMOKARANA ANGOVO AZO HAVAOZINA 50 MGW: Vita ny fifanaraham-piahamiasa eo amin’i Madagasikara sy ny “Global South Utilities”
Tsy niandry ela! Vao vita ny matso lehibe nanamarihana ny faha 65 taona ny niverenan’ny fahaleovantena teny Mahamasina, dia nihazo…
Vakiana manontolo » -
FAMATSIANA SOLIKA: Mihoatra ny 104,5 tapitrisa litatra ny tahiry manerana ny Nosy
Mazava ny fanambarana nataon’ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Jean-Baptiste Olivier, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety natao…
Vakiana manontolo » -
ASA FAMPANDROSOANA : Omena sehatra ireo manam-pahaizana malagasy avy any ivelany
Fandaharanasa iray ao anatin’ny tetikasa Tan-tsoroka ho an’ny Diaspora (TADY) ny Expert’Izy, manampy an’ireo fandaharanasa roa hafa efa ao, dia…
Vakiana manontolo » -
SEHATRY NY FANDRAHARAHANA : Vonona hiara-hiasa amin’i Madagasikara i Egytpe
Anisan’ireo firenena liana sy vonona hiara-hiasa amin’i Madagasikara ny Repoblika Arabon’ny Egypta, izay tonga eto amintsika, amin’ny alalan’ny delegasiona sy…
Vakiana manontolo » -
HALATRA SOLIKA AO AMIN’NY JIRAMA : Solika 18 kamiao nanjavona tao anatin’ny roa volana
Namaky bantsilana ireo halatra solika ao amin’ny orinasa Jirama, ny Filoha Andry Rajoelina, nandritra ny tafa nataony tamin’ny vahoaka malagasy,…
Vakiana manontolo »