Toekarena
-
FITANTANAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA: Havaozina tanteraka ny rafitra ara-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana
Nolanian’ny Filankevitry ny Minisitra, ny sabotsy teo, ny volavolan-drijan-tenin-dalàna mifehy ny fitantanana ny kitapom-bolam-panjakana. Araka ny tatitra dia efa lany…
Vakiana manontolo » -
FIZAHANTANY 2024: Nampiditra vola vahiny maherin’ny 780 Tapitrisa dolara
Mbola mihoatra lavitra noho ny maha sehatra ara-toekarena azy ny fizahantany eto Madagasikara, hoy ny nambaran’ny Minisitry ny Fizahantany sy…
Vakiana manontolo » -
VAROTRA ASA TANANA MALAGASY : Nampiditra 32 tapitrisa Euros tamin’ny taona 2024
Tsikaritra nandritra ny hetsika varotra fampirantiana notanterahana teny amin’ny Mining Business Center Ivato omaly, ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho…
Vakiana manontolo » -
ORINASA BASE TOLIARA “Manaraka ny fenitra Arolozan’ny fahasalamana sy tontolo iainana”
Tsy mbola nahitana olana ara-pahasalamana ny andrana fitrandrahana natao tao amin’ny ozinina taratra Base Toliara, ary nahomby ny fanarenana ara-tontolo…
Vakiana manontolo » -
HARENA AN-KIBON’NY TANY : Tombontsoa maro azon’i Madagasikara amin’ny fidirana ao amin’ny « MSP »
Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra, ny herinandro lasa teo, ny idiran’i Madagasikara amin’ny Minerals Security Partnership (MSP). Araka ny fanadihadiana, tamin’ny…
Vakiana manontolo » -
TETIKASA “FIHARIANA”: Mitohy amin’ny fanohanana ireo tanora manana tetikasa
Miisa 87 000 ireo efa nisitraka tombontsoa tamin’ny tetikasa “Fihariana” hatramin’ny namorona azy ny taona 2019. Ny Fihariana moa dia fandaharanasa…
Vakiana manontolo » -
VIDIN-TSOLIKA: Nihena 70Ar ny litatry ny gazoala, niakatra 10 Ar ho an’ny lasantsy
Ny faran’ny herinandro teo no nivoaka ny sarany vaovao amin’ny litatran’ny solika eto amintsika manomboka amin’ity volana ity. Araka ny…
Vakiana manontolo » -
VOLAN’NY « CIAD » ATSIMONDRANO: Natokan’ny Depiote Ratsivahiny ho an’ny fambolena
Kubota miisa 15, milina fijinjana sy fikapoham-bary, pompe à eau, sarklezy, ireo no santionany amin’ireo fampitaovana ara-pambolena natolotry ny Solombavambahoakan’i…
Vakiana manontolo » -
FANOSEHANA NY SEHATRY NY JONO SY NY FIHARIANA ANATY RANO: Mila famatsiam-bola manomboka amin’ny 300 tapitrisa dolara
Fanamby lehibe atrehina eto Madagasikara ankehitry ny lafiny fampanjarian-tsakafo, ny famoronana asa ary ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetrandro. Lalana iray…
Vakiana manontolo » -
« MADAGASCAR-DUBAI BUSINESS FORUM » : Vonona ny Firenena malagasy hisokatra amin’ireo mpampiasa vola Emiratis
Nisokatra omaly tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Dubaï Chambers ny « Madagascar – Dubaï Business Forum ». Mpandraharaha malagasy miisa…
Vakiana manontolo »