Toekarena
-
« MADAGASCAR – DUBAI BUSINESS FORUM » : Handray anjara amin’ny fihaonambe ara-toekarena ny Filoha Andry Rajoelina
Ambohipihaonan’ireo mpandraharaha goavana eo amin’ny sehatra tsy miankina Emirati sy Malagasy, i Dubai, eo anivon’ny Emirats Arabo mitambatra mandritra ny…
Vakiana manontolo » -
TAONA 2024 – 2025: Sokatra miisa 7 301 niharan’ny fitrandrahana an-tsokosoko
Biby anisan’ny mampiavaka an’i Madagasikara ny sokatra satria maro karazana izy ireo no tsy fahita raha tsy eto amintsika irery…
Vakiana manontolo » -
BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA: Namoaka ny “eAriary”, vola elektronika ampiasaina amin’ny andavanandro
Ny eAriary dia vola elektronika, tsy raisin-tanana, fa natao ampiasaina andoavana ny filàn’ny tsirairay amin’ny andavanandro eto Madagasikara, araka ny…
Vakiana manontolo » -
FAMPIVOARANA NY RAFI-PAMOKARANA: Hatsangana ny ozinina famokaran-jezika sy fitehirizam-bokatra ao Sava sy Diana
Nisongadina nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra izay notanterahina tany Nosy-Be, omaly 22 Mey, ny fanasongadinana ny fampivoarana ny rafi-pamokarana any…
Vakiana manontolo » -
FAMETRAHANA FIARAHA-MIASA VAOVAO: Mpandraharaha maherin’ny 260 mampiranty eny amin’ny FIM
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly ny hetsika FIM (Foire Internationale de Madagascar) ho an’ny taona 2025. Tanterahana eny amin’ny tokontany…
Vakiana manontolo » -
MINISITRY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY: Namaky bantsilana ireo lainga afafin’ny Depiote Siteny R.
Araka ny efa novakiana bantsilana teto ombieny ombieny dia mitondra ny adihevitra ambany sy mirefarefa amin’ny tany hatrany ny Solombavambahoaka…
Vakiana manontolo » -
TETIKASA BASE TOLIARA: Tsy misy fitrandrahana ao anatin’ny faritra arovana Ranobe PK 32
Taorian’ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany dia nanamafy fanazavana mahakasika ny tetikasa “Base Toliara” sy ny resaka voizina momba ireo…
Vakiana manontolo » -
FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA : Vita sonia ny fifanarahana lasitra eo amin’ny ONUDI sy Madagasikara
Nisy ny fanaovana sonia ny fifanarahana lasitra eo amin’ny Rafitry ny Firenena mikambana ho an’ny fampiroborobona ny indostria (ONUDI) sy…
Vakiana manontolo » -
ANDRANOVORY – AMBOVOMBE: Natomboka ny asa fanamboarana ny RN 10
Notanterahina omaly maraina tao Ampanihy ny fametrahana ny vato fototry ny asa fanamboarana ny lalana RN10, izay miainga any Andranovory…
Vakiana manontolo » -
TOHODRANON’I SAHOFIKA : Laharam-pahamehana ny famokarana angovo azo havaozina
Laharam-pahamehana ny famokarana angovo azo havaozina satria izay no hahafahantsika mampandroso amin’ny fomba maharitra an’i Madagasikara. Mikasika indrindra ny famatsiam-bolan’ny…
Vakiana manontolo »