Toekarena
-
TELEFERIKA ANOSY-AMBATOBE: Hisantarana ny fanokafana ny zotra ny amin’ny volana aogositra 2025
Efa eo an-dalam-pamaranana ankehitriny ny fametrahana ireo tariby amin’ny tetikasa fitaterana an-tariby, ho an’ny zotra volomboasary Anosy-Ambatobe, raha ny nampitaina…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA BASE TOLIARA : Nandiso ireo tsaho aelin’ny mpanao politika mpanohitra ny Filoha
Nahitsy ny Filoha omaly raha nilaza fa ny fitrandrahana no hahafahana mitondra fampandrosoana ny firenena. Io no lalana hahafahana tsy…
Vakiana manontolo » -
FAMPAHAFANTARANA EO AMIN’NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA : Hanampy tosika an’i Madagasikara ny Emirates
Mahaliana ireo matihanin’ny fizahantany any amin’ny faritr’i Moyen-Orient i Madagasikara. Io no nivoitra nandritra ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara tamin’ny hetsika salon…
Vakiana manontolo » -
FIHAONAN’NY “FCEM” ETO MADAGASIKARA: Kendrena ny hahombiazan’ny orinasa tantanin’ny Vehivavy
Maro ireo fanamby atrehin’ny vehivavy mpandraharaha, araka ny nambaran’ny Filohan’ny Vondron’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM), Fanja Razakaboana. Isan’izany ny…
Vakiana manontolo » -
VAOMIERAN’NY RANOMASIMBE INDIANINA (COI) Hifanome tanana hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Hetsika roa goavana no noraisin’i Madagasikara tao anatin’ny roa andro nisesy. Nanao fitsidihana ara-panjakana teto amintsika ny Filoha frantsay Emmanuel…
Vakiana manontolo » -
FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO TRATRA TANY MAORISY: Naverin’ny Maorisiana amin’i Madagasikara ireo Volamena 25,5Kg
Tao anatin’ny Fihaonana an-tampon’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indianina (COI) dia nisy ny lanonana famerenana ireo volamena tratra tany Maorisy ny taona…
Vakiana manontolo » -
FITRANDRAHAN’NY «BASE TOLIARA»: Fanakorontanana ny filazana fa hisy Baobab ho voakitika
Naparitaka teny amin’ny tambazotran-tserasera fesiboky ny sarina ala feno Baobab nentina nilazana fa ho ripaka avokoa io faritra misy ala…
Vakiana manontolo » -
ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETRANDRO: Manomana ny fametrahana «tetibola maitso» i Madagasikara
Mampihena hatramin’ny 5% ny vola miditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ireo fiantraika ratsy amin’ny fiovaovan’ny toetrandro eto amintsika. Ohatra amin’izany ny…
Vakiana manontolo » -
FIHAONANA AN-TAMPON’NY COI ANDIANY FAHA-5: Manolo-tanana ny Fanjakana ireo sehatra tsy miankina
Tontosa tetsy amin’ny Centre de Commandement Opérationnel – Barea Mahamasina ny fifanaovantsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny sy ireo mpiara-miombon’antoka…
Vakiana manontolo » -
FIHAONANA TEO AMIN’NY FILOHA SY NY DELEGASION’NY FMI : Nojerena manokana ireo laharam-pahamehan’ny Politikam-panjakana
Nisy ny fivoriana arakasa notarihin’ny Filoha Andry Rajoelina niaraka tamin’ireo iraky ny Tahirim-bola iraisam-pirenena na ny FMI, tao amin’ny Lapam-panjakana…
Vakiana manontolo »