Trangam-piaraha-monina
-
ANJOZOROBE : Lehilahy 50 taona tratra nanolan-jazavavy 13 taona
Lehilahy iray 50 taona no voasambotry ny Polisin’ny « Compagnie Régionale » FIP Analamanga tao an-tranony, tao Ambodimanga Anjozorobe, ny Alakamisy 09…
Vakiana manontolo » -
FAMPIASANA VOLA SANDOKA: Lehilahy iray nahatrarana 1 700 000 ariary hosoka tao Analavory
Lehilahy iray 37 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena miasa ao amin’ny “Poste de Police” Analavory, ny talata 07 oktobra lasa…
Vakiana manontolo » -
FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO : Olona 12 indray naiditra hopitaly tany Ambohimandroso
Olona maromaro indray niditra hopitaly tao amin’ny CSBII Ambohimandroso, izay tratran’ny fanampoizinana ara-tsakafo, omaly maraina taminny 7 ora. Fianakaviana iray…
Vakiana manontolo » -
ENTANA AVY ANY IVELANY: Sigara “Good Look” hosoka 57 000 fonosana tratra tany Mahajanga
Kaontenera iray izay nolazaina fa mitondra “papier hygiénique” no nahitana entana hafa mihitsy rehefa natao ny fisavana. Tamin’ny alatsinainy teo,…
Vakiana manontolo » -
SINOA MIANADAHY HITA FATY TENY 67HA: Nisy namono, roa lahy tompon’antoka voasambotra
Herinandro taty aoriana dia nivaly ny fikarohana sy ny fanadihadiana nataon’ny Polisim-pirenena mikasika ireo teratany Sinoa hita faty tao an-tranony,…
Vakiana manontolo » -
MAROANTSETRA : Nidoboka -ponja ireo telo lahy milaza mahay mampitombo vola
Niakatra fampanoavana afakomaly, ireo telo lahy voasambotra, ahiahina ho nanao vola sandoka sy nisoloky, tra-tehaka ny alatsinainy lasa teo. Nahazo…
Vakiana manontolo » -
HABIBIANA AO TOAMASINA: Tovovavy iray maty nisy nitifitra teo amin’ny tendany
Nisehoana habibiana indray tao Toamasina ny harivan’ny alarobia 13 aogositra lasa teo, tokony ho tamin’ny 07 ora sy sasany, tao…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA AMBOHIMALAZA : Manamafy ny manam-pahefana fa mbola any am-ponja i Fenohasina
Nanao fanambarana omaly, ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana, indrindra ny fitantanana ny fonja, manoloana ny tsaho sy vaovao mivezivezy…
Vakiana manontolo » -
SOKATRA MIISA 1 102 EFA VITA KITOZA : Olona iray voasambotra tany Tsihombe-Androy, 14 hafa mbola karohana
Nanaitra ny maro ny fampitam-baovao vao maraina omaly avy amin’ny Miniseran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy. Nampahafantarin’izy ireo fa…
Vakiana manontolo » -
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN 11A: Ankizy efa-taona nofaohin’ny 4×4, maty tsy tra-drano
Zazalahy iray vao efa-taona monja no voadonan’ny fiara 4×4 avy any Vatomandry hihazo an’Antsampanana, teo amin’ny lalam-pirenena faha-11A PK 03,…
Vakiana manontolo »