Trangam-piaraha-monina
-
FANALAM-BARAKA AMIN’NY “FACEBOOK” : Naiditra am-ponja vonjimaika ny Ben’ny Tanànan’i Ranotsara Avaratra
Taorian’ny fiakaran’ny Ben’ny Tanànan’i Ranotsara Avaratra ny fampanoavana, ny zoma hariva lasa teo, dia naiditra am-ponja vonjimaika izy, noho ny…
Vakiana manontolo » -
TSINJOARIVO IMANGA « RN1 » : Manamboninahitra Polisy roa lavon’ny lozam-pifamoivoizana
Polisim-pirenena manamboninahitra roa lahy no lavo am-perinasa, omaly, nandritra ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao amin’ny Fokontany Ambohimarina, Tsinjoarivo Imanga, lalana manakaiky…
Vakiana manontolo » -
HALATRA FIARA: Hita teny Anosibe ilay fiara very teny amin’ny kianja Barea
Nitrangana halatra fiara teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny alahady 03 aogositra lasa teo, nandritra ny fampisehoana nataon’ny mpanakanto Poopy…
Vakiana manontolo » -
MAYOTTE: Tovovavy malagasy 19 taona maty nisy namono
Mbola misy hatrany ireo Malagasy misisika ny hifindra monina an-tsokosoko any Mayotte. Tamin’ny alakamisy lasa teo dia Malagasy miisa 13…
Vakiana manontolo » -
FAMITAHANA MPANAO “CASH POINT”: Tratra ilay rangahy nametraka vola sandoka 600 000 ariary
Maro ny mpamitaka amina toeram-panakalozam-bola amina finday na ireo mpanao “cash point” izany. Lehilahy iray no saron’ny Polisim-pirenena tao Ambilobe,…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA « BOEING 777- 200 » MIISA 5 LASA ANY IRAN: Voasambotra ireo olona 2 namoahana filazana fikarohana
Araka ny loharanom-baovao dia afak’omaly avokoa no voasambotra ireo olona roa nanaovana filazana fikarohana tamin’ilay raharaha “Boeing 777-200” miisa 5…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA VONO OLONA : Voasambotry ny fokonolona ireo enin-dahy tompon’antoka, iray maty voadaroka
Nitrangana savorovoro tao amin’ny kaominina ambanivohitra Androrangavola, distrikan’Ifanadiana mahakasika ny famonoana olona, ny alarobia lasa teo. Rehefa tratran’ny fokonolona ireo…
Vakiana manontolo » -
FIHINANANA ZAVATRA TSY FIHINANA: Mpivady indray maty nisakafo “Kalamaoka dia”
Nisy fatin’olona mpivady tao amin’ny tranony, izay ao amin’ny Vakim-paritra fahasivy, Antsahalava Antsahamasina, fokontany Ambohimasina, kaominina sy distrikan’Ambatondrazaka, ny talata…
Vakiana manontolo » -
TSINGERINTAONA NAHAFATY OLONA 32: Fantatra ireo poizina nampiasaina, niaiky ny helony ilay tompon’antoka
Araka ny nanambaran’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny fampitam-baovao, fa efa nataony laharam-pahamehana hatrizay fa ny marina hatrany no ho lazaina…
Vakiana manontolo » -
ASA TSY ARA-DALÀNA ANATY SERANAM-PIARAMANIDINA : Olona telo voasambotra, nidoboka am-ponja ny roa
Tsy kely lalana ny ratsy! Araka ny fampitam-baovao, dia fiarakaretsaka tsy ara-dalàna roa nogiazana sy mpibata entana telo lahy nosamborina,…
Vakiana manontolo »