Trangam-piaraha-monina
-
AMBOHIMALAZA: Fatin’olona iray hita tao anaty sakaosy
Taorian’ny resaka fahapoizinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza, izay nahafatesana olona maherin’ny 30, dia mbola malaza indray ny ao amin’ny Kaominina Ambohimalaza…
Vakiana manontolo » -
BAKALOREA TARANJA MATEMATIKA: Mpianatra 6 nahatrarana “formule” tao anaty masinina fanaovana kaonty
Mpianatra miisa 7 no nahatratra hosoka mialohan’ny nidirana tany amin’ny efitranom-panadinana, tany Betroka omaly maraina, mialoha ny niatrehana ny taranja…
Vakiana manontolo » -
ANTSIRABE : May hatramin’ny 95% ny Tsena Sabotsy
« Vonjeo Antsirabe ! May tsena sabotsy! », hoy ny Solombavambahoakan’Antsirabe Namana Désiré omaly teo anatrehan’ny fijoalajoalan’ny afo tao amin’ny Tsena Sabotsy…
Vakiana manontolo » -
ROA VAVY MPIANAKA VOASAMBOTRA: Nanao horonantsary mamoafady tamin-janany kely mianadahy
Nahatalanjona ny mpanara-baovao an-tambazotran-tserasera ny nahita ny fiparitahan’ny sary mamoafady atao amin-jaza izay nataona vehivavy roa voalaza fa mpianaka, 51…
Vakiana manontolo » -
ARIVONIMAMO : Razana iray hita tanaty lava-pako ahina ho nisy namono
Nisy razana hita ao anaty lava-pako tokony ho iray kilaometatra atsimon’ny lalam-pirenena voalohany, afakomaly. Nahazo antso avy amin’ny lefitry ny…
Vakiana manontolo » -
«BRANCHEMENT MORA» TSY ARA-DALANA TENY AMBOHIMANAMBOLA: Mpandraharaha voaheloka higadra enim-bolana sy hanefa onitra 2 tapitrisa Ariary
Mbola olana ho an’ny mponina maro eny Ambohimanambola ny fisitrahana herinaratra na dia mampiantrano ny tobim-pamokaran’ny orinasa Jirama aza ny…
Vakiana manontolo » -
ZAZA 08 VOLANA SAIKA HAONDRANA ANY GABON : Sarona ilay vehivavy nokaramaina 03 Tapitrisa Ar, sy ny namany 07 hafa
Ravan’ny Polisim-pirenena misahan-draharaha momba ny sisin-tany miasa eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny tambazotran-jiolahy iray mpamarina olombelona mankany Afrika. Vehivavy iray…
Vakiana manontolo » -
RAHARAHA ANNICK RATSIRAKA : Fitoriana nataon’olon-tsotra, tsy misy resaka politika
Hoentina hiakatra eo anivon’ny Tendrom-pitsarana Miady amin’ny Kolikoly (PAC) atsy ho atsy ny raharaha mikasika an’i Annick Ratsiraka, sekretera nasionalin’ny…
Vakiana manontolo » -
MAHAFASA FARAFANGANA: Nosamborina ilay ben’ny Tanàna nidaroka tao anaty “Bar”
Nandeha nivoaka ny trano nisotro toaka tao amin’ny toeram-pisotroana toaka iray i Dofa niaraka tamin’ny olona roa izay fianakaviany, ny…
Vakiana manontolo » -
ARIVONIMAMO II: Fasana iray vaky, razana miisa 20 novorahina
Nitrangana vaky fasana tao Ambohimasina, fokontany Betafo, kaominina ambanivohitra Arivonimamo II, distrikan’ Arivonimamo. Nahazo antso rahateo, ny zandary tao Arivonimamo,…
Vakiana manontolo »