Trangam-piaraha-monina
-
FARAFASINA NOSY VARIKA: Mpihady volamena enina indray maty nihotsahan’ny tany
Olona enina nihady volamena no indray nihotsahan’ny tany tao Farafasina, Distrikan’i Nosy Varika, ny harivan’ny faha-10 volana jolay, tokony ho…
Vakiana manontolo » -
FANAFIHANA TSY TANTERAKA TENY ITAOSY: Tambazotran-jiolahy iray ravan’ny zandary, roa lahy lavon’ny bala
Nanaitra ny mponina manodidina an’Ampitatafika sy ny manodidina ny poa-basy niseho ny alin’ny alakamisy 03 jolay lasa teo. Jiolahy roa…
Vakiana manontolo » -
HALATRA JIRO AN-DALAMBE: Lehilahy iray tratra ambodiomby
Nahitam-bokany hatrany ny fiaraha-miasan’ny vondrom-bahoaka ifotony ahitana ny Vaomieran’ny fandriam-pahalemana sy ny mpitandro filaminana. Vokatr’izany, lehilahy iray no tratra teo…
Vakiana manontolo » -
FANONDRANANA VARIKA AN-TSOKOSOKO: Olona roa tra-tehaka teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato
Voasakana ny fikasana fanondranana harem-pirenena saika nataon’olon-droa tamin’ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny alahady 29 jona lasa teo, tokony ho tamin’ny…
Vakiana manontolo » -
TRANO MANAMORONA NY RN11A: Kolonely misotro ronono sy ny vadiny ary lehilahy iray, indray hita faty
Vono olona miharo habibiana! Kolonely zandary misotro ronono sy ny vadiny ary lehilahy iray, izay tsy mbola tsy fantatra ny…
Vakiana manontolo » -
NITANDRO FILAMINANA NANDRITRA NY FETY: Zandary iray maty voakapa famaky teo amin’ny lohany
Zandary mpiana-draharaha iray, Ramenjarison Rolland niasa tao amin’ny Zana-tobim-paritra Ambalarano, no namoy ny ainy, vokatry ny kapa famaky tany Fenoarivobe,…
Vakiana manontolo » -
BEDIDY AMPARAFARAVOLA : Zazavavy roa indray naolana dimy lahy
Miverina mirongatra indray ny resaka fanolanana zaza tsy ampy taona! Lehilahy miisa dimy nanolana zazavavy roa tsy ampy taona, izay…
Vakiana manontolo » -
LEHILAHY KAROHINA : Nangalatra vola 30 Tapitrisa Ariary an’ny mpampiasa azy
Lehilahy iray no karohin’ny Polisim-pirenena amin’izao fotoana, noho ny fandosirana vokatry ny asa ratsy nataony. Ity farany, izay nambara fa…
Vakiana manontolo » -
HALATRA SOLIKA AO AMIN’NY JIRAMA : Solika 18 kamiao nanjavona tao anatin’ny roa volana
Namaky bantsilana ireo halatra solika ao amin’ny orinasa Jirama, ny Filoha Andry Rajoelina, nandritra ny tafa nataony tamin’ny vahoaka malagasy,…
Vakiana manontolo » -
LAKANA NIVADIKA: Enina mianaka indray maty natelin’ny rano, iray tsy hita popoka
Hita faty tao anaty ranon’Alaotra, andrefan’ny tanàna Vohitsivalana, kaominina ambanivohitra Imerimandroso, ny fatin’ i Jacquis, izay monina ao amin’ny fokontany…
Vakiana manontolo »