Trangam-piaraha-monina
-
POTIKA TANTERAKA NY VATANY: Lehilahy iray voahitsaky ny lamasinina tao Manjakandriana
Lehilahy iray no namoy ny ainy voahitsaky ny fiaran-dalamby manandrify ny Total, fokontany Manankasikely, kaominina ambonivohitra Manjakandriana, ny alatsinainy lasa…
Vakiana manontolo » -
LEHILAHY IRAY NISANDOKA HO MPITSARA: Nikasa haka vola 56 Tapitrisa Ar tamina olom-boafidy teo aloha
Miparitaka ny fisolokiana! Efa miezaka amin’ny farany tratra mihitsy amin’izao ny mpisoloky ka mila mitandrina ny rehetra. Lehilahy iray 47…
Vakiana manontolo » -
FAHAMAIZANA TENY AMIN’NY « PETITE VITESSE » : Tranombarotra telo lasibatra, vokatry ny tsy fitandreman’ny sasany
Tranom-barotra miisa telo no lasibatry ny firehetana teny amin’ny « Petite vitesse », omaly hariva tokony ho tamin’ny 06 ora latsaka 10…
Vakiana manontolo » -
FIKASANA VONO OLONA : Zaza menavava notsatohan’ny rainy hety teo amin’ny tendany
Zaza menavava iray no nokasain’ny rainy ho vonoina tao Andempobe, fokontany Ambohiboahangy, kaominina Ambohimalaza miray, ny zoma lasa teo. Voasambotra…
Vakiana manontolo » -
ROA LAHY SARONA TENY TANJOMBATO: Efa nahazo 03 Tapitrisa Ar tamina Merkiora sandoka
Roa lahy mpisoloky 17 sy 18 taona, no saron’ny Mpitandro filaminana teo am-panaovana ny asa ratsiny, teny Saropody Tanjombato, ny…
Vakiana manontolo » -
FANIMBANA FANANANA IOMBONANA: Efa 15 Taonina sahady ny vy very eny amin’ny lalambe migodana Antananarivo-Toamasina
Tranga fahita matetika amin’ny fanimbana ny fananana iombonana, indrindra ny fotodrafitrasan’ny lalana, ny fandikana ireo fetran’ny haavo sy vesatry ny…
Vakiana manontolo » -
FANENDAHANA ENY ANOSIBE SY ANOSIZATO: Mpanendaka iray vao nivoaka ny fonja lavon’ny balan’ny Polisy
Tanana zatra mitsotra… ara-bakiteny tokoa raha ity trangam-piarahamonina iray niseho teny Anosizato Andrefana, ny harivan’ny Alarobia 11 jona lasa teo…
Vakiana manontolo » -
JONO ATSANTSA TSY ARA-DALÀNA: Naiditra am-ponja ireo teratany “srilankais” miisa 8
Niakatra fampanoavana tao Mahajanga tamin’ny talata lasa teo ny raharaha mahakasika ny fandikan-dalàna amin’ny sehatry ny jono nahatrarana ireo teratany…
Vakiana manontolo » -
BEFOTAKA NORD: Trano miisa 27 may, tafakatra 75 ireo tsy manan-kialofana
Nisehoana trano may tao Befotaka Nord, tao amin’ny Vakim-paritra « La sirène », Fokontany sy kaominina Befotaka-Nord, ao anatin’ny Distrikan’Analalava, ny alin’ny…
Vakiana manontolo » -
FARI-DRANOMASIN’I MADAGASIKARA: Sambo “srilankais” iray nahatrarana Atsantsa 16 Taonina
Ao anatin’ny ezaka tanterahan’ny CSP (Centre de Surveillance de Pêche) na ny ivontoerana mpanara-maso ny jono eto Madagasikara mifandraika amin’ny…
Vakiana manontolo »