Trangam-piaraha-monina
-
AMBANIZANA MAROANTSETRA Milamina ny tanàna, 06 tamin’ireo olom-bitsy nitarika korontana voasambotra
Nitondra fanazavana sy nanamafy ny zava-misy mikasika ny fanakorontanana miendrika fitsaram-bahoaka nataon’ireo olom-bitsy akaiky ny Ben’ny tanàna teo aloha, Andriamahefa…
Vakiana manontolo » -
AMBANIZANA MAROANTSETRA : Ben’ny tanàna teo aloha nidoboka am-ponja niteraka rotaka
Saika zava-doza ny zava-nitranga ! Raikitra ny rotaka tany amin’ny distrikan’i Maroantsetra, kaominina Ambanizana afakomaly, 3 jona lasa teo. Araka ny…
Vakiana manontolo » -
FITIAVANA LOKA TAFAHOATRA : Tovolahy 23 taona nangalatra 93 Tapitrisa Ariary an’ny Mpampiasa azy
Tranga iray tsy dia faheno sy fahita firy no niseho teny Ivato, izay nahasamborana tovolahy iray 23 taona, omaly 03…
Vakiana manontolo » -
DISADISAM-PIANAKAVIANA : Novonoin’ilay lehilahy ho faty ny rahalahiny sy ny zana-drahalahiny roa
Telo mianaka no fantatra fa indray maty nisy namono afakomaly, tao amin’ny fokontany Mahambolona, Kaominina Antsatramidola, distrikan’i Mandritsara. Araka ny…
Vakiana manontolo » -
NITSOAKA HOFANA HOTELY TAO MORONDAVA : Voasakana ireo fiara nitondra teratany sinoa miisa enina
Tsy afa-bela fa voasakana ireo teratany vahiny nitsoaka hofana hotely tany Morondava ! Araka ny angom-baovao, omaly tokony ho tamin’ny 4…
Vakiana manontolo » -
ANOSIBE: Mpitandro filaminana ny iray tamin’ireo Jiolahy telo maty voatifitra
Mitombo hatrany ny isan’ny jiolahy tsy afa-manohy ny asa ratsiny intsony, raha ny vokatra azon’ny Polisim-pirenena. Ny eo anivon’ity vondron-kery…
Vakiana manontolo » -
TRAFIKANA GAZOALA SY SOLIKA : Mpamily kamiao mpitatitra solika nahatrarana 200 litatra
Kamiao mpitatitra solika roa nanao trafikana gazoala afakomaly, teo ambanin’i Sandranentana, PK 323+800, fokontany Ambatorao, kaominina ambanivohitra Fanandrahana, distrikan’i Toamasina…
Vakiana manontolo » -
HAIN-TRANO TENY TSARAHONENANA : Lehilahy iray 75 taona maty kila, olana ny tsy fisian-drano
Loza iray loza roa ! Trano maromaro no indray hotohoton’ny afo, teny Tsarahonenana, omaly maraina tokony ho tamin’ny 08 ora mahery.…
Vakiana manontolo » -
VONO MIHARO HABIBIANA : Voasambotra ilay lehilahy nanatsatotsatoka antsy ny olon-tiany
Notsatotsatohan’ilay tovolahy sakaizany ny antsy ilay tovovavy vao erotrerony, tao Toamasina ny 13 avrily 2025. Tsy nananany antra mihitsy fa…
Vakiana manontolo » -
HALATRA MIHARO HERISETRA: Jiolahy iray tra-tehaky ny Polisy teny Anjanahary
Tovolahy 22 taona no vaosambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Antaninandro, ny sabotsy 24 mey lasa teo, tokony ho tamin’ny…
Vakiana manontolo »