Vaky Bantsilana
-
Mila mamakafaka… tsy tokony hihinana am-bolony
Niteraka resabe tamin’ny vaovao, indrindra ny amin’ny tambajotra ara-tsosialy, ny fanambaran’ny Papa Fransoa, ny momba ny fanambadian’ny lahy samy lahy…
Vakiana manontolo » -
Mitaky firaisan-kina ny fandriampahalemana maharitra
Inona tokoa moa, rey olona, ny zava-kitranga eto amin’ny fiainan’ny fiarahamonina, raha tsy mitoetra amin’ny laoniny ny lafiny fandriampahalemana? Mazava…
Vakiana manontolo » -
Antoko politika tsy sahy mirotsa-kofidina hoe…
Tsy tako-nafenina tahaka ny masoandrobe lohataona ny didy fanapahana navoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana momba ny fitorian’ireo senatera avy…
Vakiana manontolo » -
Tsy adidiko izaho samirery…
Aiza ho aiza ny endriky ny tanànan’Antananarivo raha miolotra amin’ny tanàn-dehibe hafa any Afrika na aty amin’ny Ranomasimbe indianina? Tsy…
Vakiana manontolo » -
“Tanjona tokana… vina tanteraka!”
Tsy mamela anao hipetrapetraka…! Adidy aman’andraikitra tena masina izany hoe fitondrana firenena. Na iza na iza manana adidy ho amin’izany,…
Vakiana manontolo » -
Tsy mba naman’izay mihemotra…
Roso hatrany ny dia eo amin’ny lafiny fampandrosoana ! Na mbola tsy maharesy lahatra tsara io fahavalo efa andalam-paharesena amin’izao io,…
Vakiana manontolo » -
Aza sodokan’ny antontanisa!
Mbola mitohy ny ady amin’ny valanaretina covid-19, eto Madagasikara. Raha zoina tokoa mantsy ny zava-misy, raha hiaingana avy amin’ny antontanisa…
Vakiana manontolo » -
Ho sanatriavina ny olon-dratsy no arovana…
Nanaitra tao ho ao ny fijoroan’ireo mpiaro ny zon’olombelona sasantsasany mahakasika ireo olon-dratsy arovan’izy ireo sy nanaovany lela manaka-danitra, ny…
Vakiana manontolo » -
Fiatrehana vaovao voasedran’ny valanaretina… !
Na eo tokoa aza ny ady atao amin’ny valanaretina covid-19, izay mbola ifarimbonana hatramin’izao ity, tsy azo atao ny milofika…
Vakiana manontolo » -
Ilaina ankamamiana hatrany ny maha malagasy
Mampiavaka ny Firenena iray amin’ny maha Firenena azy, ny fananany ny tany, ny teny, Tantara ary ny fomba amam-panao. Rehefa…
Vakiana manontolo »