Kolontsaina
-
« GENERATION 2000’S » ANDIANY FAHA-3 : Efa vonona hampiaina indray ny taona 2000 ireo mpanakanto valo
Efatra andro sisa dia higadona ilay fotoan-dehibe ifampitaoman’ireo mpankafy indray amin’ireo mpanakanton’ny taona 2000. « Generation 2000’s » andiany faha-3 ity hotanterahina…
Vakiana manontolo » -
TANTERAKA NY FANAMBY : Nahazo « Coliseum » vaovao i Fianarantsoa
Fotoan-dehibe ny tao Fianarantsoa omaly. Anisan’ny goavana indrindra tamin’ny fotodrafitrasa natolotry ny Filohan’ny Repoblika ho an’ny vahoakan’i Fianarantsoa ny Coliseum…
Vakiana manontolo » -
25 TAONA NIAKARANA AN-TSEHATRA : Hifanome fotoana etsy amin’ny « Palais des Sports » i Tovo Jhay sy ny mpankafy
“Te mba ho”, “Teny mamy”, “Fihintananao”, “Angolanao”, … ampahany amin’ireo hira tsy afaka ambavan’ny maro ireo rehefa i Tovo Jhay…
Vakiana manontolo » -
RAIAMANDRENY SAKALAVA: Hanatanteraka “LOHAVOGNY” ny 19 sy 20 Jona 2025 izao
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny fahatongavan’ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera, amin’ny volana Aogositra izao, ankehitriny ireo Raiamandreny sy olobe ao…
Vakiana manontolo » -
TARIKA ‘ZAY – FETIN’NY MOZIKA : Hampiaina indray ireo hira nanamarika ny Rakikira I, II sy faha-III
Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Kudeta Anosy ny Tarika ‘Zay ny sabotsy 21 jona 2025 izao, ao anatin’ny fanamarihana ny Fetin’ny Mozika.…
Vakiana manontolo » -
FESTIVAL « SOMAROHO » ANDIANY FAHA-12: Olona hatramin’ny 100 000 no andrasana ao Nosy Be
Ny 06 ka hatramin’ny 10 Aogositra ho avy izao no hotanterahina ao Nosy Be ny andiany faha-12 amin’ny Festival Somaroho,…
Vakiana manontolo » -
« HAMAKY BOKY AHO AN-TSEHATRA »: Fahombiazana ny hetsika andiany voalohany ny sabotsy teo
Samy niaiky, na ireo mpandray anjara na ireo olona tonga nitsidika, fa zava-dehibe ny hetsika “Hamaky Boky aho an-tsehatra” nokarakarain’ny…
Vakiana manontolo » -
FETIN’NY RENY : Hafana ny “Fetin’i Maman’ty” etsy Antsahamanitra rahampitso
Fotoana iray tsy nohadinoan’ny mpianakavy mihitsy ny “Fetin’i Maman’ty” isan-taona, rehefa tonga ny fetin’ny Reny. Hetsika izay ahitana ireo mpanakanto…
Vakiana manontolo » -
BOKY « LAHABÔLANA BETSIMISARAKA »: Haneho ireo karazana lahabolana na literatiora am-bava misy ao amin’ny foko Betsimisaraka
Hivoaka ny alakamisy 05 jona 2025 izao ilay boky mitondra ny lohateny hoe «Lahabôlaña Betsimisaraka », nosoratan’i Elisé Romuald. Ao amin’ny…
Vakiana manontolo » -
RABOUSSA : Hankalaza ny faha-25 taona niakarany sehatra
Efa nanomboka nihira tamin’ny taona 1997 i Raboussa, araka ny fanazavana, saingy tamin’ny fiandohan’ny taona 2000 no tena niakaran’ny tarika…
Vakiana manontolo »