Non classé
-
LALAM-PIRENENA FAHA-13 : Andalam-pahavitana ny mampitohy an’Ambovombe sy Taolagnaro mirefy 114 km
Nihazo ny RN13 avy hatrany ny Filoham-pirenena, taorian’ny asa sosialy natao tao Amboasary, omaly. Izy tenany mihitsy moa no nitondra…
Vakiana manontolo » -
AKON’NY ROTSAK’ORANA MISESY: Tafakatra 07 no maty, 13 159 traboina
Tsy mitsaha-mitohy ny rotsak’orana eto afovoan-tany. Mitombo manaraka izany ny isan’ny traboina. Nisy aza, fahafatesan’olona, raha ny fampitam-baovao avy…
Vakiana manontolo » -
FEDERASIONA MALAGASIN’NY GOLF: Nanolotra ny drafitrasa hotanterahana mandritra ny taona
Toromarika nomen’ny Filoha Andry Rajoelina ny tokony hanampiana hatrany sy handraisana an-tanana ny filàn’ireo federasiona rehetra satria izy ireo no…
Vakiana manontolo » -
OLONA AN’HETSINY HISITRAKA TOMBONTSOA : Miverina ny zotra an-dalamby mampitohy an’i Moramanga sy Toamasina
Ela no niandrasana ny fiverenan’ny zotra an-dàlamby mpitatitra olona miala ao Moramanga ka hatrany Toamasina. Niverina indray izany manomboka omaly…
Vakiana manontolo » -
OLAN’NY VETERINERA Namoaka fanambarana ny Holafitra, soso-keviny ny hampiatoana vonjimaika ny FIB
Ny Holafitra nasionalin’ireo dokotera veterinera eto Madagasikara (ONDVM), dia fantatra fa voafehin’ny lalàna laharana 2006-030 tamin’ny 24 novambra 2006. Araka…
Vakiana manontolo » -
LOZAM-PIARAKODIA TAO ANTEZA AMBOHIMAHASOA Taksiborosy nifandona tamin’ny kamiaobe, 12 namoy ny ainy, 14 naratra mafy
Nahatratra 12 ireo namoy ny ainy, raha 13 kosa, ireo naratra mafy… Nitrangana lozam-piarakodia mahatsiravina indray ny lalam-pirenena fahafito iny.…
Vakiana manontolo » -
FANOMPOAM-PIRENENA Zatovolahy maherin’ny 30 nahatrarana hosoka, naverina amin’ny fianakaviany
Maro ny resaka mandeha mikasika ireo miaramila nahazo « Rengagement », kanefa nalefa nody indray. Miroso amin’ny fanitsian-drafitra eo anivon’ny Tafika malagasy,…
Vakiana manontolo » -
MPAMONJY VOINA 72 TAONA 292 ny firehetana niseho teto Antananarivo hatramin’ny 2020, notokanana ny toby eny Analamahitsy
Tao anatin’izay 72 taona nisian’ny Mpamonjy voina teto Antananarivo Renivohitra izay, nahatratra 292 ny isan’ireo firehetana nitranga. Ny 235 dia…
Vakiana manontolo » -
FARITRA ATSIMO : Mponina 100.000 hisitraka famatsiam-bola mitentina 7,5 tapitrisa dolara
Mponina miisa 100.000 any atsimon’i Madagasikara no hisitraka ity fanampiana avy amin’ny governemanta amerikana ity, izay mamatsy vola hanomezana sakafo…
Vakiana manontolo » -
FONJAN’I MAHAJANGA: Nahitana trangana Covid-19 miisa roa
Toerana anisany saro-pady amin’ny resaka valanaretina ny fonja, indrindra ny eto amintsika. Araka ny fanazavana nomen’ny Minisitry ny Fitsarana omaly…
Vakiana manontolo »