Politika
-
«SYNDICAT AUTONOME DES INSPECTEURS DU TRAVAIL»: Mitaky ny hamoahana ny sata manokana mifehy azy ireo
Mahatsapa ry zareo avy ao aminny «Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail» fa marary ny tontolonny asa sy ny fampanananasa…
Vakiana manontolo » -
VEHIVAVY MALAGASY MPITARIKA: Miantso ny hisian’ny fitoviana eo amin’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy
Manoloana ireny tranga niseho teto aminny firenena hatraminny faranny herinandro teo ireny dia manao antso avo ho aminny fandriampahalemana hatrany,…
Vakiana manontolo » -
VONDRON’NY RANO SY NY ALA: Miainga avy eny Nanisana ny fibaikoana, mitsahatra ny fanomezana fahazoan-dalana rehetra
Manana ny sata maha “para-militaire” ny vondron’ny Rano sy ny Ala. Anjara asan’izy ireo ny miaro sy manome lanja ny…
Vakiana manontolo » -
MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: « Miasa ny Polisy hisorohana ny mety ho fandikan-dalàna
Anisanny Hery fiarovana sy filaminana akaikinny vahoaka ny Polisim-pirenena, eo anatrehanny fiarovana azy sy ny fananany. Nitafatafa taminireo vahaoka tonga…
Vakiana manontolo » -
SYNAD: Mijoro ho hery manolo-kevitra hisian’ny filaminana sy ny fampandrosoana ny firenena
Namoaka fanambarana ny teo anivonny Sendika nasionalinireo Administrateurs civils (SYNAD), omaly. Voalaza tao anatinizany, fa mijoro ho hery manolo-kevitra hisianny…
Vakiana manontolo » -
MPITANDRO FILAMINANA MIHOA-PEFY: Hisy fanadihadiana ary handraisana fepetra
Niteraka fanehoan-kevitra maro be ny horonantsary niparitaka tany amin’ny tambazotran-tserasera nahitana tovolahy iray nosamborin’ny mpitandro filaminana, narahina herisetra sy fikasihan-tanana,…
Vakiana manontolo » -
DEPIOTEN’ANDRAMASINA : Miantso ny hanohizana ny fifampiresahana efa natomboky ny Filoha
Nitondra ny fanehoan-keviny mahakasika ny raharaham-pirenena ankehitriny ny Solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’Andramasina, Bina Liantsoa Andriamanjato. Notsorina fa lasa somary…
Vakiana manontolo » -
TOE-DRAHARAHAM-PIRENENA: Miantso ny Miaramila ho tony ny Minisitry ny Foloalindahy
Notontosaina omaly teo anivon’ny Minisiteran’ny Foloalindahy Ampahibe ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Foloalindahy teo aloha, ny Jly Sahivelo…
Vakiana manontolo » -
FANAFOANANA NY DELESTAZY ETO ANTANANARIVO: Hametra-pialana ny Filoha raha tsy vita ao anatin’ny herintaona
Nisongadina tamin’ny loabary an-dasy tao Iavoloha omaly, ny nanazavan’ny Filoha Andry Rajoelina ireo tetikasa rehetra entina amahana ny olan’ny famatsiana…
Vakiana manontolo » -
SAVOROVORO NY 25 SEPTAMBRA 2025 : Mpandroba 05 naiditra am-ponja, mpanao fihetsiketsehana 14 arahi-maso ara-pitsarana
Niakatra fitsarana omaly ny raharaha fihetsiketsehana an-dalambe tsy nahazoana alalana niharo fandrobana ny andron’ny Alakamisy 25 septambra 2025 teo. Miisa…
Vakiana manontolo »