Samihafa
-
SEHATRY NY FIAROVANA, FANDRAISAM-BAHINY,… : Nisokatra ny Ivotoeram-piofanana stratejika “Madagascar Security Academy (MSA) »
“Amin’ny hafaliana lehibe no anambarako aminareo ny fisokafan’ny Madagascar Security Academy (MSA) amin’ny fomba ofisialy, tetikasa iray tena lalaiko sady…
Vakiana manontolo » -
FETIN’NY PANTEKOSTA: nitrangana lozam-pifamoivoizana miisa 11, vokatry ny hamamoana ny 04
Amin’ny ankapobeny dia nilamina ny fetin’ny Pantekosta, ho an’ny teto an-dRenivohitra. Ankoatra ny tsy fandriam-pahalemana madinidinika sy ny fahatrarana zava-mahadomelina…
Vakiana manontolo » -
KERMESY FAMPIFALIANA NY ANKIZY: nisafidy toerana ivelan’ny renivohitra ireo mpikarakara
Anisan’ny mampiavaka ny fetin’ny Paska sy ny Pantekosta ny fisian’ireo hetsika maro entina hampiravoana ny ankohonana. Anton’izany moa ny…
Vakiana manontolo » -
MIALY RAJOELINA – VADIN’NY FILOHA: Manohana ireo zatovovavy amin’ny fandraharahana
Vehivavy Tanora, 15 hatramin’ny 25 taona, miisa 2500 avy amin’ny Faritra 24 manerana an’i Madagasikara no nandray anjara tamin’ny hetsika …
Vakiana manontolo » -
TETIKASA «PIPELINE EFAHO»: Ho vita hatramin’ny volana septambra ny toby fitahirizan-drano eo Mahatsinjo
Isan’ireo nisongadina tao anatin’ny tatitry ny filan-kevitry ny Minisitra natao omaly ny firosoan’ny tetikasa fitarihan-drano “pipeline Efaho”, tetikasan’ny Filohan’ny…
Vakiana manontolo » -
SIVILY MISALOTRA AKANJO MIARAMILA: Mahavoasazy 1 volana hatramin’ny 5 taona, miampy lamandy hatramin’ny 9 tapitrisa ariary
Tsapa tato ho ato fa maro ireo olon-dratsy manao fanafihana na misoloky dia misalotra fanamiana miaramila na ny mitovy amin’izany,…
Vakiana manontolo » -
SOLIKA MITAMPOKA Nisy ny tobin-tsolika nakatona, hamafisina ny fitsirihana
Mandeha hatrany amin’izao fotoana ny fanadihadiana mikasika ny raharaha fanapohana solika amin’ny solitany. Efa nisy ireo olona voasambotra sy natao…
Vakiana manontolo » -
KOLIKOLY ENY ANIVON’NY FITSARANA Mila hamafisina ny ady amin’ny fahalovana mamono ny hafa
Anisany fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly notanterahin’ny minisiteran’ny Fitsarana tany aloha, ny famongorana ireo mpanera eny amin’ny fitsarana. Maro tamin’izany…
Vakiana manontolo » -
FAHA-90 TAONAN’NY RNM: Notokanana ny Studio vaovao « Solo Ramarolahy »
Studio raitra, manaraka ny vanim-potoana ankehitriny ary mamaly ny filàna amin’ny tontolon’ny teknolojia vaovao momba ny fifandraisana ny Studio vaovao…
Vakiana manontolo » -
HAINO AMAN-JERY: Mpanentana fandaharana sy teknisianina miisa 44 nahazo mariboninahi-pirenena
Ankoatra ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety, sokajin’asa mitana anjara toerana lehibe ao anatina haino aman-jery ihany koa ny asa fanentanana sy…
Vakiana manontolo »