Toekarena
-
VAOVAO DISO NAELY MOMBA AZY: Handray fepetra ny orinasa MVola
Fotoana mampiroborobo ny fiparitahan’ny vaovao diso ny mandritra ny krizy toy izao. Nifanindran-dalana tamin’ny fahatapahana amin’ny fahafahana mpampiasa ny tolotra…
Vakiana manontolo » -
LABIERA VOKARINA ETO AN-TOERANA: Niakatra avo telo heny tao anatin’ny 5 taona ny hetra alaina
Manao antso avo amin’ireo manam-pahefana manoloana ny fiakaran’ny “droits d’accises” ny orinasa Star ankehitriny, orinasa malagasy mpamokatra zava-pisotro. Tao anatin’ny…
Vakiana manontolo » -
MITAO FORECAST AFRICA : Nandrombaka ny amboaran’ny POESAM nasionaly 2025
Mitao Forecast Africa no nandrombaka ny amboaran’ny Poesam 2025 na ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient »…
Vakiana manontolo » -
TOSIKA FANDRAHARAHANA: Tanora 10 mianadahy hisitraka famatsiam-bola 151 736 000 Ariary
Nivaly ny fangatahana ho anireo tanora mpitondra tetikasam-pampandrosoana nifaninana taminny Fandaharanasa fampiroboroboana ny Fandraharahanny Tanora na “Programme de Promotion de…
Vakiana manontolo » -
JIRO ENY AMIN’NY POLITEKNIKA VONTOVORONA: Tafapetraka ny milina famokarana herinaratra miisa 2
Iray amin’ireo olan’ny tanora mpianatra nifampiresahan’izy ireo mivantana tamin’ny Filoha Andry Rajoelina, nandritra ny fihaonana tamin’ny alarobia lasa teo teny…
Vakiana manontolo » -
FAMPIHODINANA TOBIM-PAMOKARANA HERINARATRA ETO ANTANANARIVO: Nanainga tany Toamasina omaly ireo fiarabe miisa 8 mitatitra fitaovana
Raha toa ka ny talata lasa teo no novinavinaina fa hialan’ny “convoi exceptionnel” (andiana fiara vaventy) any Toamasina hihazo an’Antananarivo,…
Vakiana manontolo » -
FAMPIAKARANA IREO MILINA MPAMOKATRA HERINARATRA AVY ANY TOAMASINA: Hisy fanelingelenana mandritra ny hateloana ny fifamoivoizana eny aminny RN2
Hafainganina hatrany ireo asa entina hamahana ny olan’ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara. Ho an’Antananarivo manokana dia anisan’ny vahaolana ampiharina, raha…
Vakiana manontolo » -
PDG MAMINIAINA RAVATOMANGA : « TSIA , ny amin’ny fandrobana, fandravana asa, ary ny fanafihana ny asa sy ny fandraharahana »
F Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Filoha Tale Jeneralin’ny Vondrona Orinasa Sodiat , ny PDG Maminiaina Ravatomanga manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny,…
Vakiana manontolo » -
VONDRONA “ESANANDRO” SY “ETECH CONSULTING”: Miverina misokatra ankoatran’ny « La Balançoire »
Taorian’ireo resabe niely teny amin’ny Tambazotran-tserasera mahakasika ny voalaza fa fikatonan’ny Vondron’orinasa “Esanandro” sy “Etech consulting”, dia nampiantso mpanao gazety…
Vakiana manontolo » -
TAMBAZOTRA IRAISAN’ANTANANARIVO: Mahatratra hatramin’ny 25% ny fidinan’ny famokarana herinaratra
Nihamafy tato ho ato ny fitarainana sy ny fitokonan’ny mponina mahakasika ny hadirin’ny fahatapahan-jiro miseho eto Antananarivo sy ny manodidina.…
Vakiana manontolo »