Fanjakana
-
Politika
MARC RAVALOMANANA HILATSAKA BEN’NY TANANA : Valifaty politika no mibaiko azy
MARC RAVALOMANANA HILATSAKA BEN’NY TANANA : Valifaty politika no mibaiko azy
Vakiana manontolo » -
Politika
FITONDRAM-PANJAKANA : Miroso amin’ny fanatanterahana ireo vinam-pampandrosoana
Nisy sokajin’olona sasany nieritreritra fa hikatso tanteraka ny raharam-pirenena noho ny fisian’ny valanaretina Covid-19 teto amintsika. Tsy izany anefa no…
Vakiana manontolo » -
11 011 SITRANA – COVID-19: Mariky ny fahombiazan’ny paikady nosafidiana
Milaza miara-mahita isika amin’ny fivoaran’ny tarehimarika, manodidina ny ady amin’ny Covid-19 eto Madagasikara ankehitriny. Na maro aza ny manakiana sy…
Vakiana manontolo » -
SOSIALIM-BAHOAKA: Tsy manadino ny isan-tokatrano ny Fanjakana
Ankoatra ireo fanampiana nozaraina isaky ny toerana malalaka, tany amin’ireo boriborintany enina teto andrenivohitra, tsy nohadinoin’ny Filoha Rajoelina Andry sy…
Vakiana manontolo » -
LISITR’IREO HAHAZO FANAMPIANA: Hidina ifotony hanadihady ny Fanjakana
Taorian’ireny savorovoro niseho isaky ny toerana nanatanterahana ny fizarana Vatsy tsinjo ireny, hisy ny lamina vaovao hapetraky ny eo anivon’ny…
Vakiana manontolo » -
FANAMPIANA ARA-TSOSIALY: Tokantrano iray tapitrisa no tohanan’ny Fanjakana
Isan’ny vaindohan-draharahan’ny Fanjakana, ankoatra ny fanohanana ny sehatry ny fitsaboana, ny fanampiana ara-tsosialy ireo mponina, ao anatin’izao krizy ara-pahasalamana izao.…
Vakiana manontolo »