Jly Ravalomanana Richard
-
Fanadihadiana Manokana
MAMPIRONGATRA NY ASAN-DAHALO : Misesy ny fisamborana ireo mpimasy mpiray tsikombakomba
Tsy afa-misaraka amin’ny asan-dahalo ireo mpimasy mpamatsy ody azy ireo, amin’ny fanatanterahana ny asa ratsiny. Naiditra am-ponja afakomaly ny mpimasin-dahalo…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIVORIAN’NY TOMPONANDRAIKITRA AMBONY : Tohizina ny fanatsarana ireo toromarika sy ny ezaka vitan’ny Zandary
Notontosaina omaly ny fivorian’ireo tomponandraikitra ambony miisa 83 eo anivon’ny Zandarimaria manerana ny Nosy, tamin’ny alalan’ny « visioconférence ». Nitarika izany…
Vakiana manontolo »