Sosialim-bahoaka
-
SOSIALIM-BAHOAKA: Tsy manadino ny isan-tokatrano ny Fanjakana
Ankoatra ireo fanampiana nozaraina isaky ny toerana malalaka, tany amin’ireo boriborintany enina teto andrenivohitra, tsy nohadinoin’ny Filoha Rajoelina Andry sy…
Vakiana manontolo » -
FIZARANA NY SOSIALIM-BAHOAKA: Novana ny fomba fiasa hisorohana ny fanodinkodinana
Fitarainana hita sy re hatramin’ny fiandohan’ny fizarana ny fanampiana Sosialim-bahoaka ny fanodinkodinana fanampiana sy kolikoly ataon’ireo sefo fokontany. Omaly, nandritra…
Vakiana manontolo » -
DISTRIKAN’ATSIMONDRANO: Nisitraka ny fanampiana “Sosialim-bahoaka”
Tsy mijanona ho an’Antananarivo renivohitra ihany, omaly, teny Antanikatsaka Itaosy no natomboka ny fizarana ny vatsy sosialim-bahoaka ho an’ny distrikan’Atsimondrano.…
Vakiana manontolo »