tomponandraikitra ambony
-
Songadim-baovao
FIVORIAN’NY TOMPONANDRAIKITRA AMBONY : Tohizina ny fanatsarana ireo toromarika sy ny ezaka vitan’ny Zandary
Notontosaina omaly ny fivorian’ireo tomponandraikitra ambony miisa 83 eo anivon’ny Zandarimaria manerana ny Nosy, tamin’ny alalan’ny « visioconférence ». Nitarika izany…
Vakiana manontolo »