Zandarimariam-pirenena
-
Fanadihadiana Manokana
ZANDARIMARIA – ANTENIMIERANDOHOLONA : “Volam-panjakana madiodio no nividianana ireo fitaovam-piadiana”
Nampanantsoina tao amin’ny Vaomiera mpanadihady eo anivon’ny Antenimierandoholona ny Tomponandraikitra ambony eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, mahakasika ny fividianana fitaovam-piadiana mahery vaika,…
Vakiana manontolo » -
Fanadihadiana Manokana
TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Dahalo mahery vaika telo lavon’ny balan’ny zandary
Nitrangana fandrobana omby maromaro, tao amin’ny fokontany sy kaominina ambanivohitra Antakavana, anatin’ny distrikan’Ankazobe, ny 17 septambra 2020. Nisy, araka izany,…
Vakiana manontolo » -
Trangam-piaraha-monina
FISANDOHANA : Nidoboka am-ponja ilay Ramatoa mpanao diplaoma hosoka
Tsy afa-bela ny Ramatoa iray atidoha nikotrika tamin’ny fanaovana diplaoma hosoka, tamin’ny anaran’ny sekoly tsy miankina amin’ny Fanjakana. Ny 31…
Vakiana manontolo » -
Songadim-baovao
FIVORIAN’NY TOMPONANDRAIKITRA AMBONY : Tohizina ny fanatsarana ireo toromarika sy ny ezaka vitan’ny Zandary
Notontosaina omaly ny fivorian’ireo tomponandraikitra ambony miisa 83 eo anivon’ny Zandarimaria manerana ny Nosy, tamin’ny alalan’ny « visioconférence ». Nitarika izany…
Vakiana manontolo »